Pr. Lahiniriko Alexandre
Lahiniriko Alexandre [Mpahay Tantara]: « efa raiki-tapisaka anatin’ny Malagasy ny tsy fanekeny Vahiny hitondra azy »
« Efa hatramin’ny andron’Andrianampoinimerina [Nampoina] no tsy nisy Vazaha afaka niditra teto Imerina. Efa ela no niady tamin’ny Fanjanahana ny razan’ny Malagasy« , hoy ny Mpampianatra eny amin’ny Oniversite, Lahiniriko Alexandre.