RP Abdon Rafidison
Fanamasinana ny Eveka mpanampy vaovao: Randrianifahanana Mamisoa Modeste, Arsidiosezin’Antananarivo
Mpanampy an’i Mgr Jean de Dieu Raoelison ny eveka vaovao: Randrianifahanana Mamisoa Modeste
FB – CEPAL
Andron’ny Diosezy: Victoire RASOAMANARIVO
Andron’ny Diosezy: Victoire RASOAMANARIVO
« Mpiaro ny Fiangonana mialohan’ny fotoana » no mampalaza an’i Victoire Rasoamanarivo, teraka 1848, satria taty amin’ny Concile Vatican II (1962-1965) vao nofaritan’ny Papa Ray Masina ny « Apostolat des Laïcs« .
Mompera Abdon Rafidison, Recteur-ny Seminera mpanomana ho Pretra eny Ambohipo no mamintina ny fiainan’ity Olontsambatra malagasy malaza eran-any ity (manana Fiangonana mitondra ny anarany any ivelan’ny Nosy).
Victoire RASOAMANARIVO: nofintinina an-kira
Voahirana mihira ny Vavaky ny Tompo