tondrozotra
Fivoriana an-tampony tsy ara-potoanan’ny SADC: mitaky Tondrozotra mazava sy Tetiandro ny Tetezamita alohan’ny 28 Febroary 2026
Manolotra ny Filoha mozambikanina teo aloha, Joaquim Chissano, izay efa nitarika ny Fanelanelanan’ny SADC tamin’ny Kirizy 2009 teto Madagasikara, hifarimbona amin’ny Malagasy indray, amin’ny fanazavana sy fitsikerana ireo vetin-kevitra, andininy sy andalana (izay anjara andraikitry ny SADC) tsy tanteraka, na tsy notanterahan’ny Fitondram-panjakana malagasy, tamin’ny Tondrozotran’ny SADC teo aloha., ka nampiverina izao kirizy izao eto amin’ny Firenena
Tondrozotra SADC sy Fanasitranana Firenena – Fandaharana manokana 17 May 2025
Fandaharana manokana 17 May 2025 hivahinianan’i Lanto Rakotomavo (ex- TGV); Vaovao Benjamin (Arema); Raharinaivo Andrianantoandro (TIM); ex-Bâtonnier Hubert Raharison.