Vovonana PAN-FFKM

Vovonana PAN-FFKM: « mbola manohy ny ezaka ho fanavotam-pirenena hatrany » hoy ny Profesora Raymond Ranjeva

Publié le Mis à jour le

« Mbola mijoro sy mitazona ny heviny! Tsy very akory ny fanantenana ho an’ny Vovonana ho amin’ny fifampidinihina sy ny fanelanelanana », hoy ity Mpitsara iraisam-pirenena sy Mpampianatra ity. Rehefa avy nanampy ny fanasitranana Firenena maro tany ivelany, dia « anjaran’ny Firenena malagasy indray izao no mila fanavotana, ary maika dia maika ny fitsaboana azy ka tsy tokony hiraviravy tànana ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka fa efa milentika ny Firenentsika, … tsy hijanona ho bado sy dondrona ny Malagasy! »

Vondron’ny kandidà: maneho fisaorana ny Malagasy rehetra

Publié le Mis à jour le


Vovonana PAN (Christine Razanamahasoa) sy FFKM: nanao FANAMBARANA teny amin’ny Antenimierampirenenan Tsimbazaza – Nanao fanambarana ihany koa ny Masoivohon’i Etazonia

« Mbola miantso ny Hery velona rehetra hiara-kanohy ny ezaka hahatrarana ny fenitry ny demokrasia »