Isan’ny Mponina: ho lasa 60 tapitrisa ny taona 2050, hoy ny INSTAT

Publié le Mis à jour le

Tatitry ny RGPH-III: Raha tsy misy fandraisana fepetra avy amin’ny Fanjakana, ny fitombon’ny mponina raha afaka 26 taona :

Taona 2024 =  30.811.969; Taona 2050 = 59.470.566

Laisser un commentaire