fitombon’ny mponina
Isan’ny Mponina: ho lasa 60 tapitrisa ny taona 2050, hoy ny INSTAT
Tatitry ny RGPH-III: Raha tsy misy fandraisana fepetra avy amin’ny Fanjakana, ny fitombon’ny mponina raha afaka 26 taona :
Taona 2024 = 30.811.969; Taona 2050 = 59.470.566