Voly Voninkazo: Fahafinaretana, Fahasalamana, … no sady Haingo
Manazavazava ny tombontsoa mety ho azon’ny tsirairay avy amin’ity sehatr’asa ity Ramatoa Raivo Razafindrazaka Ralidera, na dia ho an’izay tsy tena matihanina aza. Mandritra ny Fampirantiana izay atao etsy Anosy.