Fikaonandohan’ny ARFM [sy ny Raiamandreny ara-drazana « Tompontany »] eny Mandriambero, Ambohidratrimo

Publié le Mis à jour le

[Nomanin’ny Antenimieran’ny Raiamandreny Foko Malagasy – ARFM] Izay tokony ho natao etsy amin’ny Live Hotel Andavamamba ny faha-13 sy 14 Desambra 2023, fa tsy nahazo alalana tamin’ny Préfecture, dia nafindra eny amin’ny Foiben’ny Mpiara-mamaky Baiboly eny Mandriambero, araka ny voalaza

Laisser un commentaire