Serasera sy Kolontsaina: « hamitrana ka misokatra amin’ny lafin-kery pôlitika rehetra aho » hoy ny minisitra Augustin Andriamananoro

Publié le Mis à jour le

Fanamby goavana no hosedrain’i Augustin Andriamananoro izay mandimby ny minisitra teo aloha Lalatiana Rakotondrazafy (nodimbiasana vonjimaika noho ny fifidianana).

Laisser un commentaire