Ho eny Ambohijatovo indray ny Gen Z, ny Mpitsabo sy ireo mpanohana ny Hetsika rahampitso Alakamisy

Publié le Mis à jour le

« Hihamafy koa ny grevy amin’ny toerana maro eto amin’ny Firenena », hoy ireo. « Tsy handohalika sy tsy hanaiky lembenana intsony ! »

Laisser un commentaire