Andriantsilavonandriana
Foko malagasy: Robert Randrianantoandro
Raha arak’ity fanazavana ity, dia mitombo ho 22 ny isan’ny foko malagasy, ary ny 4 amin’ireo dia tsy tafiditra tamin’ny fampianarana ny mpianatra, dia ireto avy:
- Tanalana,
- Mikea, izay samy any Toliara
- Anjoaty any Vohemar, ary
- Antanosimboahangy any Tsaratanana
Fanjakana mpanjaka : Ny tsara ho fantatra amin’izao andron’ny repoblika izao
Mbola miaina ao anatin’ny fanjakana-mpanjaka na ampanjaka ny faritra maro manerana an’i Madagasikara. Ny fanjakana Antemoro avy ao Vohipeno sy Manakara, ny Antambahoaka ao Mananjary sy Nosy-Varika ary Ifanadiana sy Ikongo, ny fanjakana ampanjaka ao Evato Zafisoro. Ny Antefasy ao Farafangana, ny Rabehavana sy ny Zafimananga ao Vangaindrano sy Vohibe ary Iakora, ary ny Antanosy ao Taolagnaro.

Any amin’ny faritra Androy dia manana ny ampanjakany koa ny Antandroy ka ohatra amin’izany ny ao Ambovombe sy Antanimora.
Ny any amin’ny faritra ao Atsimo-andrefana indray dia mbola manana ny lazany ny ao Miary sy ny ao Bengy izay nipoiran’ny fanjakana sakalava. Mitohy hatrany Menabe sy Melaky ary Boeny ka hatrany Analalava Antsohihy izany fanjakana izany ary mbola misy ampanjaka mifehy azy avokoa hatrany Marovoay sy Ambato-boeny . Ireo no taranak’Andriamisara efa-dahy izay maha iray ny Sakalava. Misy fanjakana madinika maromaro koa ao anatin’ireo faritra voalaza ireo.
Ny fanjakana ao Ambilobe sy Ambanja dia mbola manana ny toerany tsara ao anatin’ny fiaraha-monina Malagasy ankehitriny.
Ny any amin’ny faritra Atsinanana dia ny Betsimisaraka manontolo indray dia ny Tangalamena no rafitra mitovy amin’ny fanjakana ampanjaka amin’ny toerana hafa. Hatrany Maroantsetra ka hatrany Mahanoro dia efa ho an’arivony ny Tangalamena misy amin’ny toerana iny.
Ny eto afovoan-tany indray dia ny Andriana ho an’ny eto Imerina izay ivondronan’ny zanak’andriana, Andriamasinavalona. Ny Hova ho an’ny Betsileo no fiantso ny taranaka mpanjaka ireny, ka manana ny toerany amin’izany Zanakompanalina ao Ambositra, Andrianantara ao Manandriana. Toa izany koa ny any Isandra sy Lalangina ary Vohibato. Manampy azy ireo ny tomponanarandray sy ny filoha-taribahy any Amoron’i Mania sy Matsiatra Ambony.
Ireo rehetra ireo sy izay tsy voalaza eto dia rafi-piaraha-monina tsy ao anatin’ny rafi-panjakana velively nefa mbola manana ny maha izy azy.
Fomba na bako na koa rafi-piaraha-monina sy fanjakana nisy hatramin’ny nisian’ny Malagasy fahagola ireo. Ireo rafitra ireo no mitazona ny hasin’ny fanjakana Malagasy hatramin’izao fotoana izao.
Raha vao miresaka fanjakana ampanjaka nefa isika eto Madagasikara ankehitriny dia ny fanandevozana no ao amin’ny eritreritra ny olona maro. Ary ny fanandevozana tamin’ny endriny maro samy hafa tamin’ny andro fahezay. Isika nefa efa fanjakana repoblikanina ary efa mivoatra ao anatin’ny firenena demôkratika. Tiana ny milaza fa diso tanteraka ny fomba fieritreretana ankehitriny ho an’ny olona sasany tsy mahalala ny tokony hataony ka manome tsiny ny fisian’ny rafitra ampanjaka amin’izao fotoana izao.
Ankehitriny dia tsy misy intsony ny asa fanompoana na ny fanandevozana any amin’ireo fanjakana ireo. Hajain’ny mponina any amin’ny toerana misy azy avokoa ireo rafitra ireo ka arovany toa ny anakandriamaso. Manaja azy koa ny fanjakana sy ny mpitarika ny fanjakana repoblikanina izay nifandimby teo, ary hatramin’ny firenena vahiny izay tonga eto Madagasikara dia manaja azy ireny avokoa.
Manana ny toerany manokana eto amin’ny firenena ny fanjakana ampanjaka. Tsy mitondra firenena izy ireo fa mandala kosa ny fomba Malagasy ary mitazona ny fady, ny fomba ary soatoavina sy ny kolontsaina nampiavaka an’i Madagasikara eo anatrehan’izao tontolo izao. Manome haja ny filohan’ny repoblika nifandimby izy ary manaja ny rafi-panjakana koa.
Averina tsara fa ny “Hasim-pirenena” no mipetraka dia ny fitandremana “ny fady, ny fomba, ary ny kolontsainy sy ny soatoavina”. Ny rafitra nentim-paharazana no mitazona izany dia ny fisian’ny ampanjaka, ny Tangalamena ary ny andriana.
Malaza dia malaza ny Fitampoha any Sakalava, ny Sambatra any Mananjary, ny Tsangatsaina any Ambilobe, ny Volambetohaka ao Amoron’i Mania sy ny maro samy hafa koa tsy ho voatanisa eto. Reharehan’i Madagasikara izy ireny ary mampiavaka azy amin’ny firenena rehetra eto manerana izao tontolo izao. Ny fanjakana ampanjaka no anton’izany.
Marina fa tsy mitondra firenena ny ampanjaka saingy manana ny toerany amin’ny fiaraha-monina Malagasy. Tsy maintsy hatonina ny ampanjaka sy ny raiamandreny ara-drazana rehefa tonga hanao asa iray ao min’ny toerana misy azy ireny ny fanjakana. Midinika miaraka aminy. Izy ireo no tompon’ny olona sy ny vahoaka ka izany no tsy azo anaovana azy ankilabao. Rehefa neken’izy ireny dia vita ary rehefa tsy nahazo ny fankatoavany dia tsy tody.
Manana andraikitra amin’ny fiaraha-monina, ny fampandrosoana, ny fandriam-pahalemana ny fanjakana ampanjaka sy ny fitondrana ara-drazana. Hatramin’izay raha tonga ny olana pôlitika nisy teto Madagasikara dia tsy maintsy nantsoin’ny fanjakana izay mitondra ny raiamandreny ara-drazana handamina izany.
Raha tena tia handroso ny firenena Malagasy dia tokony hiverina amin’ny maha Malagasy azy, ny soatoavina fa indrindra ny hasiny, izany nefa dia mijanona amin’ny fitondrana repoblikanina fa manome hasina ny fitondrana ara-drazana koa. Mbola hitohy…
Jesy Rabelaolao – la Gazette DGI
Jaka: mitaky fanaraham-pomba ny « FANDROANA ».
Fanazavana nentin’Atoa Robert Randrianantoandro, mpitahiry ny « Hasim-piandrianan’i Madagasikara ».
Averin-kasina eto Imerina
Hommage du Japon à Mr Alexis Dédé Razafindratsira
-1 -Discours d’hommage à Monsieur Alexis Dédé RAZAFINDRATSIRA prononcé par S.E.M. Ichiro OGASAWARA, Ambassadeur du Japon à Madagascar, lors de la Cérémonie de Remise de Décoration«Ordre du Soleil Levant, Rayons d’Or en Sautoir»
Le 25 Janvier 2018, à la Résidence de l’Ambassadeur

Tout d’abord je tiens à vous adresser, Excellence Madame la Première Dame, ma sincère gratitude pour honorer avec votre présence cette cérémonie d’aujourd’hui. Nous sommes profondément touchés par votre gentillesse et générosité pour notre ami Monsieur Alexis Dédé RAZAFINDRATSIRA et pour nous tous.
La cérémonie qui nous réunit aujourd’hui, autour de vous Monsieur Alexis Dédé RAZAFINDRATSIRA est un moment empreint d’une grande solennité puisqu’il s’agit de vous porter officiellement la marque de reconnaissance de Sa Majesté l’Empereur du Japon, et c’est avec une immense joie pour moi de pouvoir partager avec vous tous ici présents, cette heureuse occasion. Je voudrais tout d’abord vous exprimer, Monsieur Alexis Dédé RAZAFINDRATSIRA, Président d’honneur de l’Association des Anciens et Amis du Japon à Madagascar, tous mes remerciements pour vos contributions riches et inestimables au renforcement des relations d’amitié, ainsi qu’à une meilleure compréhension mutuelle entre le Japon et Madagascar. C’est en signe de reconnaissance sincère de la part du Gouvernement du Japon qu’il a décidé en novembre 2017de vous conférer l’Ordre du Soleil Levant, Rayons d’or en Sautoir.
-2 -Excellences, Mesdames et Messieurs, Les relations de Monsieur RAZAFINDRATSIRA avec le pays du soleil levant date d’il y a plus d’un demi-siècle. Permettez-moi de tracer,
Andrianampoinimerina sy Andriantsivongo [Mangabe, Ambohimanga]
Pour unifier Madagascar, le grand Roi Andrinampoinimerina [« celui issu du coeur de l’Imerina », ou Nampoina] s’attacha les services d’Andriantsivongo un homme doué de bon sens et de vertus ancestrales, d’origine Antemoro – Ampanabaka (du Sud-Est de la Grande île).
Connu comme « le plus sage » de tous les rois de Madagascar et, de surcroît, le plus grand « visionnaire » de cette Grande Ile qui a traversé les siècles, Nampoina installa Andriantsivongo sur la colline de Mangabe, juste en face d’Ambohimanga Rova pour remplir sa mission à ses côtés.. Le « Doany » (sanctuaire traditionnel) pour vénérer Andriantsivongo s’y trouve encore de nos jours et est très fréquenté par des visiteurs venant du monde entier, pour demander des bénédictions.
Lancement du film « Nampoina » : la classe politique réunie autour d’Andrianampoinimerina
Vinan’Andrianampoinimerina [1745 – 1810]: « Fanjakana sy Firenena tokana i Madagasikara’

Sombin-tantaran’Andriamahazonoro (1773-1828)
Affaire 7 Février 2009: Génèse du « coup d’Etat » contre Marc Ravalomanana, témoignages
Chronique d’une prise de pouvoir: Reporters France 24
Patrick LELOUP : » Les Malagasy sont au niveau du cul du lémurien »
Patrick Leloup, ce français conseiller spécial de Andry Rajoelina, livre, non sans délectation, quelques aveux sur le putsch. Il livre aussi au passage ce qu’il pense des Malagasy.
Le French Coup
Gal Ndriarijaona André : L’ancien CEMGAM recasé à la Présidence
Chef de l’Etat Major Général de l’Armée pendant la Transition, le Général Ndriarijaona André vient d’être recasé à la Présidence de la République en tant que haut responsable du service civique. L’ancien CEMGAM a officiellement pris ses fonctions hier. On a également appris que le colonel Raymond Andrianjafy, qui a été l’artisan d’une mutinerie à la FIGN, serait actuellement parmi les conseillers militaires du président de la République. A rappeler que le Général Ndriarijaona André a été à l’époque parmi les hommes forts du Capsat, qui ont propulsé au pouvoir Andry Rajoelina. Il avait milité aux côtés du Col Charles Andrianasoavina et du Général Noël Rakotonandrasana dont la carrière militaire reste jusqu’à présent compromise, après avoir été jetés en prison par le régime d’Andry Rajoelina. A noter qu’un autre haut responsable militaire de la Transition a été récupéré par Hery Rajaonarimampianina. Il s’agit du Général de Division Claris Andriamaharo, actuellement directeur du cabinet militaire de la Présidence.
(source: R. Eugène – Midi M/kara)
MADAGASCAR – CRISE POLITIQUE: L’ARMÉE SOMME LE PRÉSIDENT DE TROUVER UNE SOLUTION D’ICI FIN AVRIL
Un ultimatum pour mettre fin à la longue crise politique qui affecte le pays depuis plus d’un an a été lancé par l’armée à l’homme fort de Madagascar, Andry Rajoelina, et à la Haute autorité de transition (Hat) qu’il dirige, indiquent les médias locaux, selon lesquels de hauts officiers des forces armées ont rencontré le président et une délégation du gouvernement de facto qu’ils ont sommés de présenter une feuille de route de sortie de crise dans les 48 heures. Le chef d’état-major, le général André Ndriarijaona, a déclaré que les parties à la rencontre étaient tombées d’accord pour proroger le délai jusqu’à la fin du mois d’avril, tout en précisant que l’armée sollicitait la fin immédiate des manifestations dans le pays. La semaine dernière, M Rajoelina a limogé le ministre des Forces armées, Noël Rakotonandrasana, sous le commandement duquel les militaires avaient destitué le président Marc Ravalomanana en 2009. Le refus de M Rakotonandrasana de quitter son poste a alimenté dans le pays les rumeurs relatives à un éventuel coup d’état des militaires visant à renverser M Rajoelina. Le général Ndriarijaona a en outre mis l’accent sur la nécessité de trouver une solution partagée avec les trois autres mouvances politiques, conformément à la volonté de la communauté internationale. En plus de la suspension de l’aide internationale, en vigueur depuis plusieurs mois, l’Union africaine (UA) a récemment adopté des sanctions individuelles à l’encontre de 109 dirigeants et membres de la Hat. (ADL/CN)
(source: reliefweb.int)
Alasora
Alasora niandohan’ny « Fanjakana harindra », na koa hoe « Fandrian-jazan’ny Fanjakana » teto Madagasikara tamin’ny fitaran’ny « Toko » sy ny Fototr’olona « Andrian-Telo Ray » tamin’ny andron’ny Mpanjaka ANDRIAMANELO: 2 Toko izy niaraka tamin’i Rabiby, 4 Toko tamin’i Andriamasinavalona, 6 Toko tamin’i Andrianampoinimerina, izay vao nitatra ho « ny Ranomasina no valampariako ! »
Nodimandry ny Commissaire Divisionnaire Rabeson Jacques André
Maneho ny fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany
- ← Précédent
- 1
- …
- 31
- 32
- 33
- Suivant →

