Kanto sy Hira
Serge Ramiandrasoa: ‘⚡ Prends bien soin de tes souvenirs ♥' »
Quelques grands noms du Sport malgache:
In memoriam: Jean Louis Ravelomanantsoa (la légende)
Augustin Andriamiharinosy (Baovola), Serge Ramiandrasoa, Henri Roger Naturel …
Fanaovam-beloma an’i Ninie Donia tao Nosy Be
Sorona Masina notanterahana tao amin’ny EKAR Md Piera sy Paoly tao Hell-Ville, Nosy Be, no nanankinana ny fanahin’i BEZARA Eliane Virginie tamin’Andriamanitra, notronin’ny Vahoaka marobe.
Ninie Donia, « la reine du Salegy »
Mankahery sy maneho fiaraha-miory amin’ny Fianakaviany
Fahoriana: Hafatra avy amin’ny zanak’i Ninie Donia.
« Tsy mila olona avy amin’ny « orange » sy ny governemanta malagasy ny fandevenana ny reniny » hoy izy ireo.
Fahalasanan’i Ninie Donia: hafatra sy antso avy amin’ny PAN – Christine Razanamahasoa
Tsiahy: Bezara Eliane Virginie, na Ninie Donia
Kalon’ny Fahiny : Maty namela mamy i Abel Ratsimba

Lalana tsy maintsy izoran’ny miakandrefam-baravarana ny fahafatesana. Misaona ny Kanto Malagasy : nodimandry androany 21 oktobra i Abel Ratsimba.
86 taona i Abel Ratsimba Rakotomanga izao namoy ny ainy izao. Efa notsaboina tany amin’ny hopitaly izy saingy na teo aza ny ala nenina rehetra, hody vovoka ny tenany.
Ny taona 1963 no nanomboka niaka-tsehatra ny mpanakanto, ary tsy nety lefy laza mihitsy raha vao « kalon’ny fahiny no resahina ». Ny taona 1969 ny tenany no namoaka ny hira malaza hoe « sahinao ». Somary nihato kely izy nefa nanohy ny kantony ihany ka namoaka ny hira hoe « Ry alina o » ny taona 1984.
Hira anisan’ny tena nahafantatana azy ihany koa ny « 𝑡𝑠𝑦 𝑛𝑜𝑓𝑖𝑘𝑜 𝑖𝑛𝑡𝑠𝑜𝑛𝑦 », « h𝑎𝑑𝑖𝑠𝑜𝑎𝑘𝑜 𝑎𝑛𝑔𝑎𝑚𝑏𝑎 », « 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑘𝑜 𝑣𝑎𝑜 𝑛𝑖𝑡𝑖𝑎 », « Samy tia » sns. Maro ihany koa ireo hirana mpanakanto hafa fanaony matetika, indrindra rehefa miaka-tsehatra. Hita matetika niaraka tamin’i Henri Ratsimbazafy, Liza Raseta ary Voahirana. Tsy vitsy ireo mpanambady mbola misafidy ny hirany mandritra ny lanonana. Finaritra ery ny mpianakavy manao dihy mirindra amin’ilay hirany hoe « tsy nofiko intsony ». Fampisehoana tsy hay adinoina no nataony tamin’ny taona 2018, izay nankalazany ny faha-55 taona niakarany an-tsehatra.
Tsy mpihira ihany i Abel Ratsimba fa sady mpamorona ihany koa. Ny nofony no ho levona fa ny kanto navelany kosa dia hitoetra. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany sy ireo mpiangaly kanto namany.
(source: moov.mg)
Les applications incroyables du Prix Nobel de physique 2023
Le prix Nobel de physique 2023 a récompensé la recherche sur les impulsions lumineuses ultra courtes.
Ferenc Krausz, Pierre Agostini et Anne L’Huillier ont reçu le prix pour avoir généré des impulsions permettant d’étudier le mouvement des électrons dans la matière et dans les molécules.
Sommaire :
– impulsions attosecondes
– génération d’harmoniques
– mouvement des molécules
Alain Aspect: le Prix Nobel de Physique 2022 répond à nos questions
Colauréate du prix Nobel de physique en 2023, Anne L’Huillier est chercheuse et professeure de physique atomique à l’université de Lund en Suède. Pour Arte, Elle revient sur l’objet de ses recherches, l’origine de sa vocation et l’importance du Nobel pour faire connaître sa discipline et la place des femmes dans la science.
00:00 Introduction
00:50 Filmer l’infiniment rapide
02:33 La physique en musique
03:21 Aux origines d’une vocation
05:20 Pourquoi continuer à enseigner
05:53 L’importance des femmes dans la recherche
06:21 Les femmes Nobel de physique
Nodimandry i Abel Ratsimba
Maneho fiaraha-miory ary mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany
Depiote Rossy: « tsy baomanga ireo manakorontana ireo! »
Tezitra mafy ny solombavambahoaka mamoaka ny ao am-pony. « Ao am-povoany aho handamina mba tsy hisian’ny guerre civile », hoy izy « fa tsy fantatra izay hiafarany! Nidiran’ny voay ao aminay, … feno ao ! »
Erick Manana sy Jenny: « Ry voronkely hary elatra »
» Ry VORONKELY ARY ELATRA … » Vieille chanson Allemande du 19éme siècle. » In einem kühlen Grunde » (Paroles: Joseph von Eichendorff / Paroles en Malgache: Erick Manana) (Musique: Friedrich Glück
