Nécrologie
Nodimandry Ramaroson Narisoa, teraka Ranarifidy
Maneho ny fiara-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany
Nodimandry Raharison Jeanne Marier Françoise, teraka Raharisoa
Maneho ny fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany
Nodimandry Razafintsalama Germain
Maneho ny fiarah-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany.
Nodimandry Rampanana Danny Bahia Marie
Maneho ny fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany
Fanambarana fisaonana an’i Solombavambahoaka Jean Jacques Rabenirina
Raha ny fantatra dia voadonan’ny camion teo Tanjombato ny moto nitondra azy ka nitarika izao fahaafatesany izao.
Maneho ny fiaraha-miory ary mirary diononana deno ho an’ny Fianakaviany.
Nodimandry i Alexis Dédé Razafindratsira
Ben’ny Tanànan’Ambohimanga Rova teo aloha Razafindratsira Dédé Alexis izay nanado antsika.
Maneho ny fiaraha-miory sy mankahery ny Fianakaviany
Niamboho N/AB Ramasomanana Claire Georgette
Maneho ny fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany
- ← Précédent
- 1
- 2
- 3
- …
- 16
- Suivant →






