Politique

Le FFKM poursuivra sa médiation jusqu’au rétablissement de la paix et de la sécurité dans le pays

Publié le Mis à jour le

L’instance des églises chrétiennes à Madagascar déclare soutenir tous les efforts visant à retrouver la concorde dans la vérité pour le bien de la Nation.

Herimanana Razafimahefa: teny amin’ny HCC nisintona ny taratasy fandavana ny ho Président de la République par interim

Publié le Mis à jour le

Teny amin’ny HCC ny Filohan’ny Sénat Herimanana Razafimahefa : « Tsy maintsy mandray ny responsabilité-ko aho, ary tsy misy mahasakana ahy amin’izany » hoy izy.


Collectif des candidats! miantso ny HCC hanafoana ilay fanapahana manome ny Gouvernement collegial ny fitantanana ny Firenena par interim.

Porofo mitohaka amin’ny tendany ny fisian’ny « coup d’Etat institutionnel » nataon’ny fitondrana Rajoelina io fijoroan’ny Filohan’ny Antenimierandoholona io, hoy izy ireo.

« Atteinte à la sûreté de l’Etat »: le Collectif des candidats exige le retour à l’Etat de droit, comme préalable à toute élection.

Le général Désiré Ramakavelo en appelle aussi aux autorités compétentes de la Justice malgache pour se saisir d’office et diligenter une enquête concernant ces menaces de mort contre le Président du Sénat, deuxième personnage de l’Etat et de sa famille.

Andry Raobelina évacué à l’étranger pour suivre un traitement médical.

Publié le Mis à jour le

Le président du parti « Anjomara sy Rivo-baovao » est en évacuation sanitaire à l’étranger après sa blessure lors de la manifestation du collectif des candidats la semaine passée. Il ne pourra donc pas faire sa campagne électorale et a fait une requête à la HCC de reporter de six mois l’échéance de l’élection présidentielle. Ces compagnons du collectif ont été présents à son départ hier dans la soirée.

(source: lexpress.mg)


Ireo Collectif des candidats nanatitra ny kandidà Andry Raobelina, Filohan’ny Antoko ARB, teny amin’ny Aéroport international d’Ivato, hitsabo tena any ivelany noho ny ratran’ny grenade lacrymogène nahazo azy. Efa nampandre ny HCC amin’ny fomba ofisialy izy ny amin’ny tsy fahafahany hihatrika fifdianana noho ny « cas de force majeure » misy ka tokony hihemoran’ny datim-pifidianana.

 

Propagandy : Kandida tokana no miomana amin’ny fifidianana

Publié le Mis à jour le

Copyright Image : © Anr

Androany 10 oktobra no fanombohana ofisialy ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Kandida iray ihany nefa hatreto no tsikaritra fa mandray anjara amin’izany propagandy izany.

Mafana tanteraka ny raharaha politika eto Madagasikara, indrindra moa ny eto afovoan-tany. Tsy nanaiky ny hiroso amin’ny fampielezan-kevitra mantsy ireo kandida mivondrona miisa 11, noho ny fitakiana izay tanterahin’izy ireo, efa herinandro mahery izao. Ny kandida Andry Rajoelina kosa dia nanomboka ny fihetsiketsehana nokarakarainy, entina andresena lahatra ny vahoaka, ny amin’ny handraisany indray ny fitondrana ny firenena.

Fitetezam-paritra

Iray volana latsaka kely no anatanterahana ny fampielezan-kevitra, araka ny voafaritry ny lalàna mikasika ny fifidianana. Hitety vohitra araka izany ireo kandida tsirairay. Ho an’ny kandida Andry Rajoelina manokana, fotoam-bavaka no nanombohany ny propagandy, teny amin’ny Akamasoa. Nafanain’ny mpanakanto ara-pilazantsara malaza maromaro moa ny fotoana. Tazana teny an-toerana ny minisitra roa izay vao avy nametra-pialana, dia ny minisitry ny kolontsaina sy ny serasera, Lalatiana Rakotondrazafy, sy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Michelle Sahondrarimalala. Nihazo an’Antsiranana moa i Andry Rajoelina ny tapak’andro hariva. Efa tamin’ny 6 ora hariva teo ho eo no nigadona tany an-toerana ny tenany.

Tsikaritra fa i Andry Rajoelina irery no mbola nametraka afisy tamin’ireo « panneaux officiels » eny an-dalambe. Efa re tsikelikely amin’ny onjam-peo sy amin’ny tambazotra sosialy moa ireo hira fanentanana.

Doka amin’ny haino aman-jery

Mandritra ny propagandy moa no ampahafantarana ny vahoaka ny tetikasa mandritra ny 5 taona ho avy, raha toa ka hitantana ny firenena ilay mirotsaka ho fidiana. Misy ihany koa ny fanoroana ny fampiasana ny bileta tokana, indrindra fa ho an’ireo olona tsy mahay mamaky teny sy manoratra. Malalaka ny kandida tsirairay ny amin’ny doka izay ataony, indrindra eny anivon’ireo haino aman-jery isan-karazany. Tsy vitsy ireo efa miomana amin’ny fandaharana manokana amin’ny fahitalavitra na onjam-peo tsy miankina. Tsy adino ny fampahafantarana amin’ny gazety an-tsoratra sy amin’ny afisy.

(source: moov.mg)

Fanambaran’ny Collectif des candidats: « mitohy ny fitakiana »

Publié le Mis à jour le


Collectif des candidats : « Poursuite du mouvement ce jour en cas de maintien de la propagande »

Malgré ses blessures, Marc Ravalomanana a participé activement au mouvement aux côtés de Hery Rajaonarimampianina, Hajo Andrianainarivelo, Jean Jacques Ratsietison, Roland Ratsiraka, Brunelle Razafitsiandraofa, Tahina Razafinjoelina et Auguste Paraina soutenus par des parlementaires de l’opposition. Le Collectif des candidats a ainsi réitéré ses revendications, dont le rejet de la candidature d’une personne de nationalité étrangère ; la tenue d’une élection transparente et crédible ; la recomposition de la CENI ; ainsi que la mise en place d’une Cour Electorale Spéciale. « L’objectif est d’avoir une élection propre, transparente et acceptée par tous », ont-ils martelé.

(…lire l’article de Midi M/kara)

Filohan’ny Sénat Herimanana Razafimahefa: maneho ny heviny manoloana ny « Krizy » eto amin’ny Firenena

Publié le Mis à jour le

Manamafy indray izy fa « efa ela no niomana ho Filoha mpisolo toerana an’i Andry Rajoelina » rahefa tonga ny fotoam-pifidianana, araka ny voalazan’ny Lalam-panorenana (…). Manameloka ihany koa ireo herisetra ampiharin’ny mpitandro filaminana. »


« Tsy niamboho adidy izany aho, fa nisy antony tsy niankina tamiko », hoy ihany izy. Mihamazava ny zava-nitranga ankehitriny.

« C’est la méthode mafieuse! »

dixit le Président du Sénat Herimanana Razafimahefa, évoquant la situation que le pays vit actuellement


Miteraka fifandirana eo anivon’ny Sénat ny toe-javatra eto amin’ny Firenena.

L’Iran aurait aidé le Hamas à planifier l’attaque, selon le Wall Street Journal

Publié le

LE POINT SUR LA SITUATION – Plusieurs réunions à Beyrouth auraient permis d’affiner l’offensive, auxquelles auraient participé des officiers des Corps des gardiens de la révolution islamique. Téhéran a démenti.

L’Iran aurait aidé le Hamas à planifier l’attaque, l’armée poursuit les combats dans le sud d’Israël autour de Gaza, plusieurs pays rapatrient leurs ressortissants… Le Figaro fait le point sur la situation, au troisième jour des affrontements les plus meurtriers sur le territoire d’Israël depuis sa création.

Dimanche 8 octobre, Israël a officiellement déclaré la guerre au Hamas après l’offensive inédite lancée la veille par le mouvement islamiste palestinien depuis Gaza, dont le bilan s’élève à plus de 1100 morts de morts au total, plus de 700 Israéliens, selon un nouveau bilan publié lundi, et 413 Palestiniens, selon les autorités locales.

(…voir la suite du Figaro)

« Imaso imaso »: Lanto Rakotomavo, Filohan’ny Fikambanana MOVMA

Publié le Mis à jour le

Tsiahivina fa mpanao pôlitika  sady Sekretera nasionalin’ny Antoko TGV teo aloha, ary efa Filoha Lefitry ny CST tamin’ny Tetezamita Ramatoa Lanto Rakotomavo Lehiben’ny Fikambanana MOVMA ankehitriny [Mihetsika ny Olona manana Vina ho ani’i Madagasikara – na « Mouvement Visionnaire pour Madagascar »]