Fanoherana

Rivo Rakotovao [Filoha nasionaly HVM]: « Hambom-po diso toerana raha mbola hanidy varavarana ihany ny Fanoherana »

Publié le Mis à jour le

« Tsy afaka ny hiaraka amin’ny mpanohitra mihatsaravelatsihy fotsiny kosa anefa ny HVM ! », hoy ny Filohany. « Ny fiarahana ihany no afahana mandresy! »

Adihevitra: ny Fanoherana araka ny Lalàna novaina

Publié le Mis à jour le

Mpisehatra Atoa isany: Imbiky Herilaza (Filoha Lefitry ny Antenimieran-doholona), Alain Andriamiseza (Filoha Lefitry ny RMDM), Toviana Ralambomahay (Mpanao politika).