Gasikara Fenosoa
Emission spéciale: Hery Rajaonarimampianina, Filoha teo aloha
Vidéo Publié le Mis à jour le
Dinidinika voalohany nandraisan’i Gascar Fenosoa sy ny Real TV ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina, taorian’ny niverenany avy any ampita..
Paraina Auguste: « nisy ota fady tao Atsimo-Atsinanana » hoy ny ambasadaoro teo aloha
Zandrin’ny Loholon’i Madagasikara, Ndremanjary Jean André (fantatra amin’ny fiantsoana hoe « Iaban’i Kemba« , natolotry ny Amiraly Didier Ratsiraka) i Paraina Auguste izay Masoivohon’ny Firenena malagasy tany ivelany efa am-polotaonany, izay vao nipetraka indray eto an-toerana.
Nahaliana ny maro arak’izany ny nanaraka ny fanehoan-keviny amin’ny « maso vao » tao amin’ity fandaharana ity, mikasika ny fiainan’ny vahoaka malagasy sy ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny.
L’invité du jour: Ramandimbiarison Zaza, vice-Premier Ministre teo aloha
Nizara ny fahitany ny toerana misy ny Firenena ankehitriny sy ny ho avy, tsy ho ela loatra Atoa Ramandimbiarison Zaza, izay efa nitana andraikitra maro teo amin’ny fitondram-panjakana, raha nivahiny tao amin’ny fandaharan’i Gasikara Fenosoa.
Hugues Rajaonson, mpahay Hary
« L’invité du Jour »: Atoa Hugues Rajaonson, Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fizahantany, ary koa ny Minisiteran’ny Fitantanam-bola teo aloha no vahinin’ny Fandaharana manokan’i Gasikara Fenosoa