Rossy
Nodimandry Rahasimanana, rain’ny mpanakanto Rôssy
Maneho ny fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Finakaviany
Depiote Rahasimanana Paul Bert, dit Rossy
Depiote nanamarika tamin’ny fomba maro ny Fiainam-pirenena, na teto an-toerana, na tany ampitan-dranomasina. Anisan’ireo nandray anjara tamin’ny tolon’ny ANC ho fanafoanana ny fanavakavaham-bolon-koditra sy fanafahana an’Atoa Nelson Mandela tao Afrika Atsimo…
Azo lazaina ho solombavambahoaka voasedra sy nahazo traikefa ara-pôlitika i Rossy izay milazalaza zavatra tsy maro mpahalala momba ny tenany ato amin’ny fandaharana..
Depiote Rossy: « tsy baomanga ireo manakorontana ireo! »
Tezitra mafy ny solombavambahoaka mamoaka ny ao am-pony. « Ao am-povoany aho handamina mba tsy hisian’ny guerre civile », hoy izy « fa tsy fantatra izay hiafarany! Nidiran’ny voay ao aminay, … feno ao ! »
Mpanankanto (OMDA) sy ny MKS: lalim-paka ny disadisam-piarahamonina.
Nanao hetsika lehibe ireo Mpanankanto tarihan’i Rossy, Jaojoby, Francis Turbo, Samoela, manaitra ny saim-bahoaka sy mitaky amin’ny Filoha Rajoelina mba hanaisotra ny Minisitry ny Kolontsaina sy ny Serasera, Lalatiana Andriatongarivo,, izay voatondro ho « mpampiady sy mpampisara-bazana eo amin’ny raiamandreny sy zanaka » …
Jeneraly Ratsimandrava: 47 taona ny tsingerin-taona nahafatesany
Ampahan’ny lahateny nataon’ny SEG ny Jeneraly Serge Gellé: « tokony ho tohizana, hoy izy, ny fanadihadiana mikasika io raharaha io ».
Nandefa hafatra ho an’ny Filoha Rajoelina ihany koa ny Solombavambahoaka Rossy, mitondra ny tenin’ireo Maintienindreny manoloana ny mpitondra sy ny fitantanana ny Firenena ankehitriny.
Disparition: le groupe Rossy pleure Ralava (Lava)
Il est de ces musiciens talentueux et apprécié de tous par son humilité. Il est celui qui rythme la cadence et qui enchante le public par ses rythmiques à la batterie.

Ralava vient de tirer définitivement sa révérence, rejoignant un monde meilleur où il veillera désormais sur ses pairs. Ralava ou Laurent de son vrai prénom est l’illustre batteur du groupe Rossy, et ce, depuis ses débuts. Un ami fidèle, un musicien passionné, voire un frère pour celui qui enivre de son « Tapôlaka gilady » les grandes scènes du pays depuis plus de trois décennies maintenant.
Il laisse orphelin le groupe, mais aussi toute une communauté de musiciens. Assez discret de nature, mais toujours fin prêt à faire la fête, Ralava fut une personnalité incontournable de la scène musicale aux côtés de Rossy.
(source: l’Express)
