Hafatra avy amin’ny FFKM: tontosa ny fampihaonana ny solontenan’ny Kandidà telo ambiny folo

Publié le Mis à jour le

Hitohy amin’ny Alatsinainy ny dinika handravonana ny lamina hizorana ho amin’ny fifidianana rahefa neken’ny rehetra ny fanelanelanana ataon’ny FFKM.

Laisser un commentaire