îles éparses

La première fille créole de La Réunion était Malgache et s’appelait Anne Mousse

Publié le

Veuve, Anne Mousse épousera Dominique Ferrère. Elle est âgée de 54 lorsqu’elle se marie pour la deuxième fois. Aujourd’hui, les Vidot, Maillot, Guichard, Hoareau, Boyer, Esparon et bien d’autres noms (patronymes) sont les descendants d’Anne Mousse. Elle meurt à l’âge de 65 ans.

Ny Lalàna «DIMIVENTISITELONJATO» tamin-dRanavalona-II

Publié le Mis à jour le

Ankatoky ny fankalazana ny niverenan’ny Fahaleovantena dia tsara raha mihady levenambola mba tsy ho poakaty ny hambompo miatrika ny 26 jona. Fa efa nisy tokoa ny Tantara talohan’ny 26 jona 1960. Efa nisy tokoa ny firenena talohan’ny 6 aogositra 1896 sy ny 1 oktobra 1895. Eny, efa nisy Fanjakana teto talohan’ireo jeneraly vazaha, Duchesne sy Gallieni.

«Didimpanjakana tamy n’Andrianampoinimerina sy Lahidama ka tsy ovako hoy Ranavalomanjaka», tamin’ny 17 adijady 1828. Nanaraka avy eo ny Lalàna tamin-dRasoherimanjaka (26 adaoro 1863). Ny «Lalàna 101» (18 alakarabo 1868) no nisantaran-Ranavalona II ireo Didy maro tamin’ny androny : «Didy nomen-dRanavalomanjaka ho an’ny Sakaizambohitra (1878), «Ny Didy hotanan’ny Governora eto Imerina» (1889). Fa ny tsangambato goavana indrindra dia ny «DIMIVENTISITELONJATO», tamin’ny 29 marsa 1881, izay nanana andininy niisa 305, araka ny anarany sy ny fomba fanonona isa (venty) tamin’izany.

Mpanjakavavy Ranavalona-II

Kabary miezinezina teo amin’ny kianjan’Andohalo no namoahan-dRanavalona II ny lalàna «Dimiventisitelonjato», nialohavan’ny fampahafantarana ireo Ministera sy «Ny Mpanao Raharaham-panjakana» isan-tokony. Ny Ati-tany, Ny Amy ny Vahiny, Ny Amy ny Miaramila,  Ny Mpitsara, Ny Lalana, Ny Fanaovan-taozavatra, Ny Amy ny Volam-panjakana, Ny Amy ny Sekoly : io no Governemanta malagasy voalohany nanaraka ny firafitra «moderne».

Tamin’izany ny olona dia notakiana «Vidin-doha» sy «Tovotr’Andriana» raha tsy nanaja ny fiandrianan’ny Mpanjaka. Tsy mba nanonta vola ny Fanjakana malagasy fa nampiasa ny vola vahiny maro tafiditra teto ary nomeny anarana araka izay sary aminy : ngita, tanamasoandro, tsanganolona, tokazo, malamakely, behatoka, tombotsisina (andininy faha-160). Tamin’izany ny volatsivaky, fanatitra ho Hasina, no narendrika nanefena ny lakambola hanafenana ny Andriamanjaka niamboho.

Ny andininy faha-59 sy faha-61 ary faha-62, nametraka ny Andrianteloray, andaniny, ary ny Zanadralambo amin’Andrianjaka, ankilany : «Andrianteloray dia tsy mahazo mifanambady raha tsy samy izy iray foko» ; «Ny Zanadralambo amin’Andrianjaka tsy mahazo manambady foko hafa afa-tsy izy iray foko hiany» ; «Raha misy Andrianteloray nanambady Zanadralambo amin’Andrianjaka, na Zanadralambo amin’Andrianjaka nanambady Andrianteloray, talohan’izao Didy izao, dia tsy azo arahina sy tsy azo atosika».

Ny andininy faha-74 mandrara ny vata famarana tsy mitovy amin’ny «Menalefona», izay vata famaran’ny Fanjakana. Efa asa ratsy hatramin’izany andro izany ny vata roa, «famoahana sy fampidirana», ny «mizana mandainga», ny «vato tsy marina». Ny andininy faha-80 dia milaza ankolaka fa efa vita rafitra vato Manjakamiadana : «Ny famataranandro izay eken’ny Fanjakana ho fotoana, dia araka ny famataranandro ao Manjakamiadana».

Ny andininy 101 ka hatramin’ny 106 dia miaro ny ala : mandrara ny fandorana ny ala, mandrara ny fijinjana ny hazo vaventy ho atao arina, mandrara ny fanaovan-trano honenana anaty ala, mandrara ny tevy ala hambolena vary na katsaka na voly hafa.

Ahitana ny fomba fanoratra ny teny malagasy tamin’izany. Mirakitra ihany koa fomba efa very tadidy : «mitsoa-bato sy orim-bato ary ambadikinimanareza», «menakely sy vodivona», «lohombintany sy ko-drazana», «ny tolo-bohitra sy ny andohariana», ny «harena nomem-bazo» very ho «haren-danim-bazo», ny «fanambadiana entin-doloha», ny «tongoamihonkon-drazana, dia ny isam-pangady sy ny haren’ny mati-momba sy ny vodihena»…

Ny andininy mamehy ny fahendrena tamin’izany dia ny faha-263 : «Ny Lalàna sy ny Fomban-tany izay fanao hatramy ny ela, ary mbola arahina mandrak’ankehitriny, na dia tsy voasoratra amin’ity Lalàna ity aza, dia mbola Lalàna velona izany sy Fomba arahina».

(source: Nasolo-Valiavo Andriamihaja lexpress.mg)


Code des 305 articles promulgué par la reine Ranavalona II

Vovonana Firaisankina, namaly ny antson’ny Ambasadaoro amerikana: « henjakenjana ny fifampidinihina »

Publié le Mis à jour le

Naharitra ora roa ny fihaonana teo amin’ny roa tonta araka ny taterin’i Paraina Auguste, Filohan’ny Antoko Tsara tahafina. Nokianin’ny Vondrona mafy ny « position » ny Fikambanana iraisampirenena. Andrasana ny tohiny …

Mpampianatra Lalàna sy Mpitsara amperin’asa: « Fampiasan-kery sisa no handaminana ny fiaraha-monina! »

Publié le Mis à jour le

Mijoro ireo avara-pianarana sy ireo vato nasondrotry ny tany fa « tsy misy intsony ny Tany tan-dalàna ». Mbola hitohy ny atrik’asa, hoy izy ireo nandritra ny fihaonana teny Besarety.


Dégradation de l’Etat de Droit à Madagascar:

« Manifeste pour l’application du Droit et le respect de la Jurisprudence de l’Autorité judiciaire malgache, pour l’honneur et la dignité de la République de Madagascar et l’effectivité de sa souveraineté démocratique par le respect de l’Etat de Droit », publié par les Juristes, Intellectuels, Professeurs de Droit, Praticiens du Droit, et personnalités de bonne volonté le 23 Avril 2024.

Ampamoakan’ny Filohan’ny ARFM: « Tsy an’ny Malagasy intsony ny Tany », hoy ny nambara tamin’Atoa Rakotondrasoa Noël

Publié le Mis à jour le

Tsiahivina fa Filohan’ny Antenimieran’ny Raiamandreny ara-drazana sy ny Foko malagasy ny lehilahy. « Maro ny tsindry mahazo ahy », hoy izy. Misy ny faneriterena sy fandrahonana isan-karazany

Tafika Malagasy: hifantoka amin’ny fiarovana anatiny

Publié le Mis à jour le

Tontosa omaly ny fandraisan’ny jeneraly Rakotoarivelo Deramasinjaka Manantsoa ny fibaikoana ny Tafika Malagasy. Anisan’ny ho mpisehatra fototra amin’ny fiarovana anatiny an’i Madagasikara ny Foloalindahy.

Notanterahina teny amin’ ny Kianja Barea Maha­masina, omaly, ny fa­min­dram-pibaikoana teo amin’ ny lehiben’ny Etamazaoron’ ireo Tafika (CEMA) teo aloha, ny jeneraly Sahivelo Lala Monja Delphin sy ny jeneraly Rakotoarivelo Deramasinjaka Manantsoa. Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny Praiminisitra lehiben’ny Go­ver­nemanta, Ntsay Christian. Teny an-toerana, nitondra ny hafatry ny Filohan’ny Repobli­ka, ny filohan’ny Antenimi­erandoholona, ny jeneraly Ravalomanana Richard. Nano­trona azy ireo ny mpikambana vitsivitsy tao amin’ny governemanta sy ny tomponandraiki-panjakana ambony, ary ireo manamboninahitra eo anivon’ny Foloalindahy.

Nahitsy ny hafatra miaro anatranatra avy amin’ny filoha, Rajoelina Andry, sy ny praiminisitra, notaterin’ny Jly Ravalo­ma­nana Richard. « Manaraka ny fivoarana sy fanavaozana ny manontolo lehibe momba ny filaminana isika ka tsy hiompana fotsiny amin’ny fiarovam-pirenena ianareo Tafika Mala­gasy, fa hanome lanja sy hifantoka misimisy kokoa amin’ny filaminana anatiny sy ny fitandroana ny fandriampahalemana», hoy izy. Nambarany fa firenena tan-dalàna i Mada­gasikara ka manomboka izao dia tsy maintsy miara-miasa ny polisy sy zandary ary ny tafika. « Tokony ho eo hatrany ny mpanao famotorana rehefa misy asa ataon’ny Tafika. Izy ireo no manana fahaizana amin’ny maha OPJ azy ireo », hoy izy. Nolazainy fa natao hiaro ny Andrimpanjakana ny Foloalin­dahy fa tsy fotoana hanaovana adihevitra intsony izao.

Nanamafy ny fahavononany, amin’ny fanompoana ny tanindrazana ny jeneraly Rakotoarivelo Deramasinjaka Manantsoa, tamin’ny lahateny nataony. Hanohy ny asa efa vitan’ny teo aloha izy ary hi­tondra ny anjara birikiny misimisy kokoa hanatrarana ny tanjona sy ny vokatra andrasana aminy.

(source: Jean Claude – newsmada.com)

David Cameron aux Malouines, une présence et des propos qui mettent les gouverneurs argentins en colère

Publié le Mis à jour le

Alors que David Cameron vient de réaffirmer l’appartenance des Malouines à « la famille britannique », les gouverneurs argentins se disent prêts à retrouver leur territoire colonisé.

THOMAS KIENZLE / AFP David Cameron (ici en Allemagne quelques jours plus tôt) s’est rendu dans les iles Malouines pour réaffirmer l’appartenance de ce territoire à la « famille britannique ». Photo d’illustration.

INTERNATIONAL- Une présence qui n’a pas fait l’unanimité. Le chef de la diplomatie britannique, David Cameron a visité lundi 19 février, les îles Malouines, dont la souveraineté est disputée entre le Royaume-Uni et l’Argentine. Durant cette rencontre, l’homme politique s’est empressé de réaffirmer l’appartenance à la « famille britannique » de ce territoire. Des propos qui n’ont pas plu aux gouverneurs argentins.INTERNATIONAL- Une présence qui n’a pas fait l’unanimité. Le chef de la diplomatie britannique, David Cameron a visité lundi 19 février, les îles Malouines, dont la souveraineté est disputée entre le Royaume-Uni et l’Argentine. Durant cette rencontre, l’homme politique s’est empressé de réaffirmer l’appartenance à la « famille britannique » de ce territoire. Des propos qui n’ont pas plu aux gouverneurs argentins.

Le désaccord remonte aux années 1980. Les îles Malouines, situées à 400 kilomètres des côtes argentines et à presque 13 000 km du Royaume-Uni ont été disputées par Londres et Buenos Aires lors d’un conflit éclair en 1982, qui a fait plus de 900 morts des deux côtés en 74 jours.

Pour l’Argentine, ces îles arides héritées de la couronne espagnole après l’indépendance du pays ont été occupées par les troupes britanniques en 1833, le gouverneur et les colons argentins étant alors expulsés vers le continent. Depuis les années 1980, ce territoire est resté dans le giron britannique et ne semble pas prêt d’appartenir à l’Argentine, comme le montre le référendum de 2013, où la quasi-totalité des 2 000 habitants de ces îles ont approuvé le maintien sous contrôle britannique.

Le voyage de David Cameron était la première visite d’un ministre des Affaires étrangères aux Malouines depuis près de trente ans. Celle-ci lui a permis de découvrir plusieurs champs de bataille du conflit de 1982, afin de rendre hommage aux 255 soldats britanniques qui ont perdu la vie. Il en a aussi profité pour exprimer son souhait que ce rattachement avec le Royaume-Uni dure « longtemps, très longtemps, peut-être pour toujours ».

David Cameron a aussi fait savoir aux habitants que tant qu’ils souhaitaient rester dans la « famille britannique », ils étaient « absolument bienvenus » et recevraient le soutien et la protection de Londres, a rapporté l’agence de presse britannique PA.

L’Argentine prête à récupérer les îles Malouines

Néanmoins, sa visite n’a pas fait l’unanimité et a réveillé beaucoup de tensions. La présence de David Cameron a même suscité la colère de Gustavo Melella. Selon le gouverneur de la province argentine de Terre de Feu, qui engloberait les Malouines compte tenu des revendications de Buenos Aires, ce voyage constitue « une nouvelle provocation du Royaume-Uni, qui cherche à saper nos droits souverains légitimes sur nos territoires, et à soutenir le colonialisme au XXIe siècle », a-t-il déclaré sur le réseau social X.

Gustavo Melella n’est pas le seul à s’être exprimé puisque le président argentin Javier Milei a aussi fait part de son intention de « récupérer » les Malouines de manière  diplomatique ».

Mais cette récupération ne semble pas gagner d’avance dans la mesure où David Cameron a fait savoir dans un communiqué que la question de la souveraineté des Malouines « ne sera pas discutée » tant qu’elles « voudront continuer à faire partie (de la famille britannique) ».

Le chef de la diplomatie britannique a aussi souligné qu’il réaffirmerait « l’engagement du Royaume-Uni à défendre le droit des habitants à l’autodétermination ».

(source: huffingtonpost.fr)

IADA Jean Pierre: mpandrindra nasionalin’ny Antoko FLN

Publié le Mis à jour le

Vahinin’ny Fandaharana « Dinika »: mamakafaka ny raharaham-pirenena Atoa Ramiaramanana Jean Pierre, na IADA, Filohan’ny Front de Libération National (FLN)

Relation France-Madagascar – Le comité des sages persiste

Publié le Mis à jour le

L’ARFM a débarqué à l’ambassade de France à Ambatomena, hier, dans la matinée

Une lettre a été envoyée à l’ambassade de France par le Comité des Sages. Selon eux, seuls les Malgaches peuvent solutionner les problèmes malgaches. 

Malgré son investiture samedi dernier au stade Barea Mahamasina, le Président Andry Rajoelina est chahuté par diverses entités. Ces derniers contestent surtout le fait qu’il possède la nationalité française. Ce qui, selon ces entités, entache la crédibilité du Président. Hier, dans la matinée, l’«Antenimieran’ny ray aman-dreny ara-drazana sy ny foko malagasy» (ARFM), le comité des sages, a débarqué à l’ambassade de France à Ambatomena pour apporter une lettre visant à demander à la France de cesser son ingérence dans les affaires internes du pays. Ils sont aussi venus au ministère des Affaires étrangères pour appuyer leurs revendications. «Le but est que les Malgaches puissent régler entre eux leurs problèmes internes», a asséné Noël Rakotondrasoa, président de la plateforme.

Une demande qui apparaît assez extravagante vu la situation actuelle du pays. Avec le nouveau président de la République qui arrive au pouvoir et est en collaboration avec les membres de la communauté internationale, dont la France fait partie. Peu de temps après l’investiture du Président Andry Rajoelina, un émissaire de l’Élysée est venu à sa rencontre pour apporter la lettre de félicitations du Président Emmanuel Macron. Il est aussi venu pour dire que l’Hexagone est prêt à poursuivre son soutien dans le développement de Madagascar.

Ingérence

Lors de la célébration de la fête nationale française le 14 juillet dernier, Arnaud Guillois, ambassadeur de France, a déclaré que les élections ne concernent que les Malgaches. Comme pour apporter une preuve de la volonté de son pays de ne pas s’immiscer dans les affaires internes malgaches. C’est pourtant ce que le comité des sages reproche. La question sur la nationalité française du Président Rajoelina reste aussi une des préoccupations de l’ARFM. Ils n’acceptent pas le fait que le Président du pays ait la nationalité française. Cependant, la remarque arrive un poil en retard vu qu’il est déjà en place et a les pleins pouvoirs. On est en droit de se demander où était la plateforme pendant la période préélectorale, quand le collectif des candidats demandait la disqualification du candidat numéro trois.

Les îles éparses. C’est aussi un sujet qui fâche du côté de ceux qui contestent la présidence du patron du TGV. Pour eux, l’histoire de la nationalité française peut hypothéquer les chances de la Grande île de récupérer les petites îles avoisinantes. Or, c’est le Président Andry Rajoelina qui a relancé la demande pour la restitution des îles éparses, lors de son premier mandat, mais les négociations ont été rompues après que le poste de ministre des affaires étrangères est resté vacant.

(source: Ravo Andriantsalama lexpress.mg)