fifidianana Filoha 2023

Alain Andriamiseza – Filoha nasionalin’ny Vondrona HIFFIM

Publié le Mis à jour le

Mampahatsiahy ny lehilahy fa ny tenany no nanoratra ny « feuille de route » malagasy nifampiraharahana tamin’ireo vondrona iraisam-pirenena, nampijanonana ny Tetezamita. Ny fomba fijeriny ankehitriny.

« Mila mieritreritra lalina ny tsirairay amin’ny Malagasy ».

Hafatra avy amin’ny FFKM: tontosa ny fampihaonana ny solontenan’ny Kandidà telo ambiny folo

Publié le Mis à jour le

Hitohy amin’ny Alatsinainy ny dinika handravonana ny lamina hizorana ho amin’ny fifidianana rahefa neken’ny rehetra ny fanelanelanana ataon’ny FFKM.