Lucieb Botovasoa
Faha-70 taona: Paroasy Notre-Dame des Flots ao Mahavatse, mpiaro ny ranomasina sy ny lakana ary ny Mpandriaka
« Mpanjakavavin’ny riaka i Masina Maria », hoy Dr. MANDRANO Julien, Filohan’ny Komity mpikarakara ny Jobily ao amin’ny Paroasy Mahavatse.