Rivo Rakotovao
Fifanarahana amin’ny vahiny momba ny Tany – Fanehoan-kevitra mikasika ny andraikitra sy fahaleovantenan’ireo Antenimiera malagasy
« Tsy misy ny fivarotana Tanindrazana ! », hoy Ramatoa Tahiana Razanamahefa, Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo.
Taratasy misokatra avy amin’Atoa Siteny Randrianasoloniaiko, Filoha Lefitra fahafito ao amin’ny Antenimierampirenena mikasika ny « fahefana na andraikitra ofisialy » iantsorohan’ireo zanaky ny Filoham-pirenena.
Affaire Mbola Rajonah : Le siège du HVM saisi par le BIANCO pour recouvrement d’avoirs illicites

Presque un an après qu’il ait écopé de deux ans d’emprisonnement alors qu’il devrait être libéré au mois de février 2024, des nouveaux dossiers risquent d’alourdir encore la peine de Mbola Rajaonah qui a vu certains de ses biens confisqués par le BIANCO.
Moins d’une semaine après sa rentrée politique et sa déclaration sur sa position par rapport au régime actuel, le parti Hery Vaovao hoan’i Madagasikara (HVM) de l’ancien président Hery Rajaonarimampianina a vu son siège saisi par le Bureau Indépendant Anti-Corruption (BIANCO). Dans un communiqué publié ce mercredi dans la soirée, celui-ci a indiqué avoir intensifié ses efforts aux opérations de récupération des biens et produits issus des infractions de corruption et de blanchiment de capitaux. La plupart de ces biens saisis pour recouvrement d’avoirs illicites dont le siège du parti HVM appartiendraient selon les informations à l’homme d’affaire et conseiller spécial de l’ancien président Hery Rajaonarimampianina, Mbola Rajaonah comme ce qui a été indiqué sur la page Facebook de Midi Madagasikara.
Onze procédures
En effet, selon les informations du BIANCO, les affaires concernées par ce recouvrement sont entre autres la spoliation foncière à la commune urbaine d’Antsirabe, faits depuis 2016 ; détournement des pensions auprès du SODP MEF, faits depuis 2020 ; spoliation foncière à Sambava, non appropriée (en cours) ; détournement d’un terrain titré privé en cours d’investigation ; spoliation foncière dans une zone destinée aux réserves touristiques à Nosy Be hell ville ; spoliation foncière d’un domaine privé de l’Etat sis à Tana ville et blanchiment des capitaux dans une affaire de franchise illégale. Onze procédures de saisie et gel ont déjà été transmises au Pôle anti-corruption (PAC) aux fins de saisine de la Chambre de saisie et de confiscation des avoirs (CSCA). Le Bianco a tenu à expliquer que le HVM n’est pas ciblé particulièrement.
Impartiale
Rivo Rakotovao [Filoha nasionaly HVM]: « Hambom-po diso toerana raha mbola hanidy varavarana ihany ny Fanoherana »
« Tsy afaka ny hiaraka amin’ny mpanohitra mihatsaravelatsihy fotsiny kosa anefa ny HVM ! », hoy ny Filohany. « Ny fiarahana ihany no afahana mandresy! »
Fandaharana « Imaso Imaso »: Rivo Rakotovao
Rivo Rakotovao, Filoham-pirenena mpisolo toerana teo aloha, vahinin’i Hervé Rakotozanany.
Fandaharana « l’Invité du Jour »: Rivo Rakotovao [HVM]
Vahinin’i Gascar Fenosoa amin’ny fandaharany Rivo Rakotovao izay mpandrindra nasionalin’ny Antoko HVM.
Gascar Fenosoa: Fandaharana manokana 10 Febroary 2023
Hitondran’i Rivo RAKOTOVAO – Mpandrindra Nasionalin’ny Antoko HVM – Eléonore JOHASY – Solombavambahoakan’i Madagasikara Voafidy tao Vangaindrano – VONINAHITSY Jean Eugène – Solombavambahoakan’i Madagasikara Voafidy tao Morafenobe ny heviny eo amin’ny toe-draharaham-pirenena.
Nifanatrika nanao fitakiana tamin’ireo Mpikambana ao amin’ny HCC ny mpitarika pôlitika.
Nifantoka tamin’ny ho avin’ny Firenena sy ny Vahoaka malagasy ny fandraisam-pitenena. « Tsy foana ny fanantenana ».
ADY HEVITRA | Filohan’ny Antenimierandoholona
Fandaharan’ny Fahitalavim-panjakana nanasana an’Atoa Rivo Rakotovao. Mpanentana: Baby Stephane sy Soava Andriamarotafika.
Ny Filohan’ny Sénat Rivo Rakotovao manazava ny fitoriana napetrany tao amin’ny HCC
Misy ny feo miely fa mitady hanakorontana Firenena sy te hiaro ny Andrim-panjakana misy azy Atoa Rivo Rakotovao. « Ny fanajana ny Firenena tan-dalàna ihany no tena harovanay hoy izy, indrindra eo amin’ny fomba fitantanan’ny Fahefana mpanatanteraka, manoloana ireo Didy teo aloha efa navoakan’ny HCC izay fantatra fa tokony ho tsy azo hivalozana. »
Iavoloha: Asaramanitra 2019
Fifampiarahabana tratry ny Taona vaovao niavaka tamin’ny mahazatra, satria ankatoky ny Fanambarana ofisialy ny Voka-pifidianana Filoham-pirenena vaovao hataon’ny HCC ao Ambohidahy ny 8 Janoary 2019.