Serge Zafimahova

Serge Zafimahova: -« Loza mitatao, ady an-trano, …mila mitandrina isika! »

Publié le Mis à jour le

Faramparany teo dia nanao « Fampitandremana » ny mpitandro filaminana OMC-Nat, avy eo dia « niantso Fitoniana » ny Raiamandreny am-panahy ao amin’ny FFKM teny Iavoloha.  Anisan’ireo naneho hevitra manodidina ireo Atoa Serge Zafimahova ato amin’ny vaovao. Marihina anefa fa naneho fahavononana ny hisian’ny diniky ny samy Malagasy ny FFKM mba hilaminan’ny fizotran’ny Fifidianana hatramin’ny farany..

Fahantrana: « miaina ao anatin’ny assistanat permanent isika » hoy i Serge Zafimahova

Publié le Mis à jour le

Sakana ho an’ny fampandrosoana ny ‘subventions », hoy izy, satria mampitombo ny trosan’ny Firenena izay hobaben’ny Taranaka. Ny kitapom-bolam-panjakana anefa dia ny fanampian’ny firenena avy any ivelany isan-taona no mameno azy ka tsy hananantsika « indépendance » na oviana na oviana.

Interviews: Jean Jacques Ratsietison sy Serge Zafimahova

Publié le Mis à jour le

Taranaka sy raharaham-pirenena manoloana ny Fahantrana sy Fiandrianam-pirenena: « ny teo aloha tsara foana noho ny ankehitriny » (?).

 

… Ny Orinasa sy ny Fanarenana ny krizy Covid-19: mila vonjena ny Mpandraharaha malagasy!

Serge Zafimahova sy Norbert Lala Ratsirahonana: fifanazavana an-TV

Publié le Mis à jour le

Fomba famakiana ny tantaram-pirenena amin’ny ampahany sasantsasany.


 

Betsaka ny tsy marina voalazan’Atoa Ratsirahonana Norbert raha ny fijerin’ny MFM – Olivier Rakovovazaha, na momba ny Rova, na momba ny Profesora Zafy.

Serge Zafimahova: Mpandrindra ankapoben’ny Fampielezan-kevitry Marc Ravalomanana

Publié le Mis à jour le

Fandaharana manokana atolotr’i Joël Ralaivaohita


Marc Ravalomanana : Engagé pour la réconciliation nationale…

Crédit photo: lalignedemire.info

La collaboration entre Marc Ravalomanana et des partisans d’Albert Zafy, menée par Serge Zafimahova, ne fait pas que des heureux… Un candidat semble craindre les retombées électorales de cette alliance et mène une campagne médiatique contre cette collaboration en vue de mettre sur les rails la réconciliation nationale en mettant l’accent sur les différends entre le laitier d’Imerikasinina et feu Albert Zafy. Mais, pourquoi l’ex-président Marc Ravalomanana et Serge Zafimahova et compagnie se sont-ils donné la main pendant cette campagne électorale ?

Il y a quelques semaines, le candidat Marc Ravalomanana a présenté ses collaborateurs pour la campagne présidentielle. Bon nombre d’observateurs ont été étonnés de constater l’ancien chef de l’Etat, entouré par des partisans d’Albert Zafy tels que Serge Zafimahova, Charles Ranavela, Maurice Beranto et du colonel Josoa Eugène Claude. Des personnalités que personne n’a jamais pensé s’afficher aux côtés du bourreau de 2002.

(… –>> lire l’intégralité de l’article)