Vovonana Firaisankina

Vovonana Firaisankina: « Tsy handray anjara amin’ny fiantsoana Fifampidinihina »

Publié le Mis à jour le

« Heverina ho toy ny tsy misy ny fanendrena Praiminisitra, fa tsy lalana sy fepetra andrasana: tsy hitondra fitoniana sy fankatoavan’ny vahoaka », hoy ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana. « Ka tsy handray anjara izahay na iza na iza hikarakara sy hitarika izany ! ».

« Famitahana ny vahoaka ny fiantsoana raha tsy misy aloha ny fihainoana ny hetahetany hita taratra eny an-kianja » hoy ny Filoha lefitry ny Antenimerampirenena, Siteny Randrianasoloniaiko.


Vovonana Firaisankina, namaly ny antson’ny Ambasadaoro amerikana: « henjakenjana ny fifampidinihina »

Publié le Mis à jour le

Naharitra ora roa ny fihaonana teo amin’ny roa tonta araka ny taterin’i Paraina Auguste, Filohan’ny Antoko Tsara tahafina. Nokianin’ny Vondrona mafy ny « position » ny Fikambanana iraisampirenena. Andrasana ny tohiny …