Culture
Talatan’i Volonondry tananan’ny koba sy ny saosisy
Une idée de bon plan pour les vacances ?
Pourquoi ne pas faire un tour à Talatan’i Volonondry ? Talatan’i Volonondry est l’un des emblématiques repères de la cuisine malgache. Du “Koba raviny” au “saosisy gasy” déclinée en plusieurs formats dont le “koba ovy”, la version la plus prisée par les voyageurs, cet endroit est un incontournable pour ceux qui passent par l’axe RN3. Des spécialistes y sont tous les jours présents, à la gare, du Lundi au Dimanche pour servir la clientèle. Nous vous invitons à les rencontrer dans cette vidéo.
(source: newsmada.com)
🇪🇸Alcaraz bat 🇷🇸Djokovic et remporte son 1er Wimbledon !
L’Espagnol vient de sortir vainqueur d’un monumental combat de 5 sets et 4h45. D’abord nettement dominé, il a su hausser le ton puis résister au retour du Serbe qui devra donc patienter avant de remporter son 24e Grand Chelem.
Andry Rajoelina en Direct 16 Juillet 2023
Ela no niandrasan’ny Vahoaka malagasy izao fotoana iarahana mahita amin’izao fandaharana miaraka amin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina arahina eto izao.
China’s Mega Bridges Shocked American President
China’s engineers have been constructing massive bridges that have left their American counterparts shocked by their daringness and ingenuity. Today, we bring you mighty Chinese bridges whose engineering shocks America’s president to the bone!
Oronantsary « Nampoina »: manazava ireo mpiandraikitra
Tontosa ny fampisehoana voalohany ny oronantsary « Nampoina ». Manazava ny antsimpiriany Andriamatoa isany Henri Randrianierenana (mpanatontosa – réalisateur)) sy Raymond Ranjeva (mpanoratra ny tantara an-tsary – script).
Mazava eto ny votoatiny (Firaisam-pirenena) fa tsy natao ho an’ny Malagasy ihany akory izy ity, fa ho an’ireo mpijery iraisam-pirenena ihany koa.
FCBM – Fan Club du Basketball Malagasy: Coulisses de la Coupe du monde U19, Debrecen, Hongrie
Fahatsiarovana ho an’ny Ankoay sy ny FMBB, sady fankasitrahana ny Mpikifa rehetra maneran-tany …

… Hijery ny Tohiny
Monja Roindefo: Akon’ny 14 Juillet 2023
Diplomasia: « invité personnel » ‘ny Filoha frantsay Emmanuel Macron no nanasana an’Atoa Monja Roindefo tamin’ity fankalazana indray mitoraka teo amin’ny Champs-Elysées ity; araky ny ambarany eto. Tsara tsiahivina fa, ankoatran’ny maha-Filohan’ny Antoko Monima azy, dia Praiminisitra voalohany tamin’ny Tetezamita i Monja Roindefo.