Notanterahina teny amin’ny fiangonana anglikanina Ambohimanoro, ny alahady 24 janoary 2021 ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ao anatin’ny Herinandro fiaraha-mivavaka ho an’ny Firaisan’ny Kristianina manerana ny tany sy eto Madagasikara (18-25 janoary). Nisy ny fanambarana navoakan’ny filoham-piangonana efatra.
Fanambarana
“Aoka ny rariny hikoriana toy ny rano ary ny fahamarinana ho tahaka ny renirano tsy mety ritra” (Hamosa 5, 24 DIEM)
Ireo filoham-piangonana mandrafitra ny FFKM tarihan’i Mgr Odon M. A. Razanakolona (sary Lakroan’i M/kara)
Ry Vahoaka Malagasy mpiray tanindrazana,
Ny Filoham-piangonana miombona ato anatin’ny FFKM, ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara (FFKM) dia faly miarahaba ny isan-tokantrano sy ny tsirairay avy, velon’aina nahatratra izao taona vaovao 2021 izao. Taom-pisedrana tamin’ny lafiny maro iny taona 2020 nivalona iny koa maneho ny fiombonana alahelo amin’ireo izay nidonam-pahoriana. Singanina amin’izany ny Fiangonana Loterana Malagasy izay namoy ny filohany, Pasteur Docteur Rakotonirina David, nodimandry ny 11 jolay 2020 lasa teo. Nisedra aty sarotra isika noho ny fiatrehana ny valanaretina covid-19. Voasoratra amin’ny tantara fa nisy fotoana izay tsy maintsy nanakatonana ny fiangonana ka naha-sahiran-tsaina ny kristianina maro. Isaorana anefa IZY TOMPO fa tsapa Ilay tanany mahery nitazona sy nitantana ny Fiangonany.
Mampahery anareo vahoaka Malagasy maro an’isa izay misedra fahasahiranana amin’ny endriny samihafa. Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina no fanantenantsika. Aoka hivavaka sy hifampivavaka isika rehetra fa ny fiankinana amin’Andriamanitra irery ihany no vahaolana hamonjena ny firenena.
Miarahaba ny mpitondra fanjakana sy mitrotro anareo am-bavaka eo am-panatontosana ny andraikitrareo. Eo tokoa ireo ezaka ataonareo hampandrosoana ity firenena malagasy ity. Betsaka koa anefa ny asa miandry. Mbola misaina ao anaty tahotra sy fahasahiranana ny maro an’isa koa manao izao antso izao izahay :
. Momba ny kere
Manamafy ny fanentanana ny mpiray tanindrazana ny FFKM hitsinjo manokana ireo iraitampo amintsika iharan’ny kere. Entanina ny fiangonana, ny fikambanana mpanao soa hifanome tanana amin’ny fanamaivanana ny fahoriana mianjady amin’izy ireo. Miantso ny mpitondra fanjakana hanohy ny ezaka efa atao mahakasika ny kere ka hitady vahaolana maharitra izay hitondra fanantenana ho an’ny vahoaka. Toa hamarinin’ny Soratra Masina ny zava-misy hoe : “ny vahiny eo aminareo no hisandratra ambony dia ambony noho ianareo fa ianareo kosa ho ambany dia ambany. Ireo no hampisambo-bola anareo fa tsy ianareo intsony no hampisambotra azy… ho mpanompon’ny fahavalo alefan’ny Tompo hamely anareo ianareo, ka hianjadian’ny hanoanana sy hetaheta ary hihafy amin’ny fitafiana sy ny zavatra isan-karazany” (Deo 28, 43-48). Koa manainga anareo hiasa amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra mba hitondra fandrosoana marina sy famonjena ho an’ny vahoaka.
Momba ny fandriampahalemana
Manantitra hatrany ny FFKM ny amin’ny hampitsaharana ny karazana herisetra manitsakitsaka ny hasin’ny aina, noho ny fitadiavan-karena na noho ny filana adala fotsiny izao. Mitaona ny manampahefana sy ny vahoaka samy hiezaka hampanjaka ny fandriampahalemana ary SAMY HANAJA NY AINA.
Momba ny fahasalamana
Mikasika ny fitantanana ny valanaretina covid-19: ankoatry ny fiatrehana teknika ny aretina dia tsy ampy ny tatitra avy amin’ny goverinemanta mahakasika ny fitantanana ny fanampiana.
Miteraka alahelo, fifandrafiana, teo amin’ny vahoaka izay efa sahirana izany. Fanirianay, noho izany, ny hisian’ny tatitra mazava avy amin’ny mpitondra mba hanala ny ahiahy rehetra.
Manentana ny FFKM ny hanaovana fandalinana vaovao momba ny fitantanana ny fahasalamana mba hisitraka fitsaboana feno fahamarinana sy azon’ny rehetra ianteherana ny marary ary ho takatry ny filan’ny vahoaka Malagasy ny saram-pitsaboana sy ny fanafodiny.
Momba ny fanabeazana
Mahatsapa izahay FFKM fa sahiran-tsaina ny ray aman-dreny sy mpianatra manoloana ny tranga misy eo amin’ny lafiny fanabeazana iainana ankehitriny. Mivavaka ho anareo izahay ary mandinika koa izay lalana hanatsarana ny fanabeazana mba hanomana ny taranaka ho olom-pirenena vanona.
Momba ny tontolo iainana sy seha-pihariana samihafa
Andraikitry ny fanjakana ny fampisitrahana ny vahoaka ny haren’ny taniny. Re anefa fa misy manondrana mivoaka ny Nosy ny harem-pirenena toy ny volamena, andramena, sokatra…
Manao antso avo ny FFKM hanavaozana ny politikam-panjakana amin’ireo sehatra ireo mba hisitraka ny hakanton’ny haren’ny taniny ny Malagasy ka hampisy fivoarana ho azo tsapain-tanana amin’ny fiainany.
Momba ny fampihavanam-pirenena
Mamerina hatrany FFKM fa ny fitondra fahombiazana ho an’ny firenena satria izany no mampihavana ko any olona samy olona ary ny olona syn y zava-bohary. Manainga ny manampahefana rehetra isan’ambaratonga, noho izany, mba hiverina amin’ny fahatahorana sy fanajana an’Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina satria ny “fanajana ny Tompo no loharanom-pahendrena” (Ohabolana 9, 10a). Manainga ny vahoaka Malagasy, manainga ny vahoaka kristianina rehetra amin’ny maha-fiangonana azy mba hijoro ao “andry sy fiorenan’ny fahamarinana” (I Tim 3,15) azy amin’ny alalan’ny fibebahana syn y fijoroana ho vavolombelon’i Jesoa Kristy.
Ry kristianina malala, ry vahoaka Malagasy havaozy amin’izao taom-baovao izao indray ny fanekenao ny fitondran’Andriamanitra ny fiainanao “satria raha misaraka amiko ianareo, hoy Jesoa, dia tsy afa-manao na inona na inona” (Joany 15, 5b)
“Mitsangana, mamirapiratra, satria tonga ny famirapiratanao : ny voninahitry ny Tompo no manazava anao toy ny masoandro miposaka” (Isaia 60, 1)
Antananarivo 24, janoary 2021
Pastora Dr Rakotozafy Denis, Filohan’ny FLM
SE Mgr Razanakolona Odon Marie Arsène, filohan’ny EKAR
SE Mgr Ranarivelo Samoela Jaona, Filohan’ny EEM
Dr Irako Andriamahazosoa Ammi, mpitandrina Filohan’ny FJKM
Ny Filohan’ny Antoko politika Madio (APM), Babà Rakotoarisoa, no vahinin’ny fandaharana eto. Mampanontany tena ny olom-pirenena ny amin’ny safidy tokony hatao ho amin’ny fivoarana sy fampandrosoana.
Officiellement, le pays le plus touché du continent, l’Afrique du Sud, paiera ses premiers vaccins 2,5 fois plus cher que les pays de l’Union européenne.
Fustigeant les pays riches qui « accaparent » les vaccins anti-Covid, le président sud-africain Cyril Ramaphosa a mis en garde mardi 26 janvier, lors du sommet économique mondial de Davos, contre tout « nationalisme » dans les stratégies d’acquisition des précieuses doses.
A la morgue de l’agence de Pretoria de la société sud-africaine Avbob, spécialisée dans les services funéraires, le 22 janvier 2021. MARCO LONGARI / AFP
« Les pays riches du monde accaparent ces vaccins. Nous les appelons à mettre à disposition les doses excédentaires commandées et thésaurisées », a-t-il déclaré via un message vidéo depuis Pretoria adressé au sommet de Davos, qui se déroule sous un format virtuel cette année. Les pays pauvres sont mis à l’écart par ceux qui ont les moyens d’acquérir « jusqu’à quatre fois ce dont leur population a besoin », a-t-il ajouté.
Cet appel fait écho à des avertissements répétés de l’Organisation mondiale de la santé (OMS) contre le « nationalisme vaccinal ». Le directeur de l’OMS, Tedros Adhanom Ghebreyesus, avait appelé les pays riches à ne pas « couper la file » et mettre à disposition des pays pauvres leurs doses excédentaires par le biais du mécanisme Covax, pour un accès équitable aux vaccins.
Jusqu’à 2,5 fois plus cher qu’en Europe
Ce dispositif de l’OMS doit permettre de vacciner 10 % de la population du continent africain dans le courant de l’année. D’autres vaccins doivent également être fournis par l’intermédiaire de l’Union africaine (UA), qui s’est engagée à procurer 270 millions de doses aux pays du continent. Mais, selon Cyril Ramaphosa, qui a lui-même lancé l’initiative alors qu’il était président de l’UA, celle-ci ne connaît jusqu’ici qu’un « succès marginal ».
Officiellement, le pays le plus touché du continent, l’Afrique du Sud, paiera ses premiers vaccins, acquis par le biais de négociations directes entre le gouvernement et le laboratoire AstraZeneca, 2,5 fois plus cher que les pays de l’Union européenne. L’UE a récemment expliqué avoir dès le début soutenu financièrement le développement de ce vaccin, avant même d’avoir la garantie qu’il serait efficace.
Relativement épargnés par la première vague de la pandémie, la plupart des pays africains sont désormais sous le coup d’une seconde vague plus virulente. L’apparition de nouveaux variants du virus, dont celui découvert en Afrique du Sud et réputé plus contagieux, a aussi accéléré la ruée vers les vaccins.
Selon les estimations, l’Afrique aura besoin de 1,5 milliard de vaccins pour immuniser 60 % de son 1,3 milliard d’habitants, pour un coût qui oscille entre 5,8 et 8,2 milliards d’euros.
La décision fait suite à des premiers essais chez l’homme dont les résultats ont été peu convaincants. Pour le fleuron de la recherche française sur les maladies infectieuses, la déconvenue est immense.
A l’Institut Pasteur, à Paris, le 21 janvier 2021. CHRISTOPHE ARCHAMBAULT / AFP
Le communiqué publié lundi 25 janvier par l’industriel Merck est lapidaire : « La compagnie cesse le développement de ses deux candidats-vaccins contre le SARS-CoV-2/Covid-19. » Parmi eux, le projet-phare de l’Institut Pasteur, fleuron de la recherche française sur les maladies infectieuses et la mise au point de vaccins.
Certes, on savait que le candidat-vaccin de Pasteur avait pris du retard, en particulier sur les deux vaccins aujourd’hui disponibles, celui de Pfizer-BioNTech et celui de Moderna, fondés sur la technologie très innovante de l’ARN messager. Mais le projet pastorien, conçu sur le principe des « vaccins vecteurs viraux », semblait prometteur et toujours dans la course.
Las. Lundi, quinze minutes après l’annonce de Merck, l’Institut Pasteur actait à son tour l’abandon du développement de « son » bébé-vaccin. Pourquoi ce coup d’arrêt brutal ? « Cette décision fait suite à l’examen par Merck des résultats des essais de phase 1 qui évaluaient ces candidats-vaccins, explique la firme. Les réponses immunitaires obtenues étaient inférieures à celles observées après une infection naturelle, et à celles reportées pour les autres vaccins développés contre le SARS-Cov-2/Covid-19. »
Chez l’animal, ce candidat-vaccin avait pourtant montré des résultats convaincants, tant en matière d’innocuité que d’efficacité. Il était donc évalué chez 90 patients dans des essais visant à prouver sa bonne tolérance et à mesurer les réponses immunitaires. Un de ces essais, dont l’Institut Pasteur était promoteur, était mené à l’hôpital Cochin (AP-HP, Paris) et en Belgique ; et un autre, en Autriche et en Allemagne. Merck était chargé d’analyser les résultats. Or, selon les données communiquées à Pasteur, « les réponses immunitaires ne sont pas à la hauteur de nos attentes, admet Stewart Cole, directeur général de l’Institut Pasteur. C’est une déception. Mais les arguments contre la poursuite du projet sont trop forts ».
👉Famadihana ranomasina ho ranomamy vita Malagasy 100%
Noho ny fivoaran’ny teknolojia dia afa nifampidinika ny Profesora, Mpampianatra, Mpikaroka ary Teknisianina Malagasy ny @ hanomezana rano fosotro madio avy @ alalan’ny ranomasina, hamatsiana angovo vita avy @ ranomasina ny mponina mipetraka amoron-tsiraka manerana an’i Madagasikara.
Tsy fikarohana intsony moa ny dingana eto fa fanambaràna ny teknolojia izay efa ananan’ny manam-pahaizana Malagasy avy @ lafy valon’i Madagasikara. Tapaka t@ izany fa :
▪︎Ao @ Centre Universitaire Régional d’Androy, UniT no hasiana ny toerana hanaovana ny fanambaràna ny milina ary HDR Paubert Mahatante no hisahana izany miaraka @ mpianatra mianadahy avy ao @ Université de Tuléar.
▪︎Ny fikarohana efa mahomby nataon’ny Profesora Ramarson, École Supérieure Polytechnique d’Antsiranana /UNA, izay mamadika ny ranomasina ho électricité no hampihodinana 100% ny milina sy ny fandaniana angovo ao @ laboratoire d’assemblage.
▪︎Mpianatra avy ao @ Ecole Nationale d’Informatique, Université de Fianarantsoa, tantanan’i HDR Michel Razafindrandriatsimaniry, no hisahana ny momba ny régulation & automatisation.
▪︎Ny fandrindrana ara-teknika ny fanatambarana sy ny himasoana sehatra indostrialy dia andraiketin’Atoa Patrick Raharimanana, Ijeniera sady mpandraharaha matihanina.
▪︎Ny fandaminana ara-materialy sy ara-pihariana dia raisin-dRamatoa Tefy Raoelivololona, Doctoresse es Sciences & technologies, an-tànana.
▪︎Ny namolavola ny hevitra sy fandrindrana iraisam-pirenena @ mpamatsy vola moa dia ny tenako, Rija Rakotozanakajy, Ramosé Poubelle, no misahana azy.
Araka ny kajikajy dia resin’ity milina vita Malagasy 100% ity ireo milina mpamadika ranomasina ho rano fisotro vitan’ny vazaha, eo @ lafiny ekolojika, rendement, coûts d’exploitation ary matières premières.
ASCUT et Mb2All ont remporté dimanche le titre de champion de Madagascar de basketball N1A. L’Association sportive de la commune urbaine de Toamasina (ASCUT) revient de loin.
En effet, elle a détrôné la GNBC Analamanga. La formation Atsinanana a remporté la finale, hier, au Palais des sports de Mahamasina. C’est le quatrième titre pour une équipe surprise de cette saison. Personne ne s’attendait à cette ascension fulminée de l’équipe d’Atsinanana. Poussés dans la douleur par l’équipe championne en titre sortante, durant la rencontre (Q1 :16-16) ils ont pris le large (Q2 :16-23) avant d’être malmenés et les gendarmes ont pris le dessus (Q3: 23-17) après un relâchement de Dids et ses camarades. Les Tamataviens ont sonné la révolte dans le dernier quart- temps et profité d’un passage à vide de la GNBC. Ils ont repris les commandes de la rencontre (Q4 : 14-23) et fini par s’imposer (79-67) à la fin du match. Notons que l’ASCUT a déjà battu en éliminatoire le Cosfa ( 87-62), une situation qui aurait dû inquiéter les gendarmes qui étaient trop confiants.
Sur le papier, vu son niveau africain, la GNBC s’est montrée favorite. Les bérets noirs ont validé leur ticket pour la finale devant Sebam Boeny. Ce dernier complète le podium après avoir battu le Cosfa Analamanga ( 74 – 72) lors de la troisième place. Chez les Dames, le Mb2All récupère son bien perdu devant la même équipe de SBBC Boeny en 2019. Christiane, Kap’s et ses camarades raflent les deux millions cinq cent mille ariary de la part de Mvola et regagnent le titre de champion de Madagascar en disposant l’équipe de Boeny (70-56).
JEA Vakinankaratra termine troisième après avoir battu le CosPN2 Atsinanana (53-50).
Les voyageurs en provenance de la plupart des pays européens, du Brésil et d’Afrique du Sud notamment ne pourront plus entrer sur le territoire américain.
Face à la nouvelle flambée épidémique du covid-19 aux États-Unis, le nouveau président Joe Biden a décidé d’interdire l’entrée sur le territoire américain à de nombreux voyageurs (photo d’illustration prise pendant les fêtes à l’aéroport d’Arlington, en Virginie).
CORONAVIRUS – Le président Joe Biden va réimposer, ce lundi 25 janvier, une interdiction d’entrer aux États-Unis à la plupart des citoyens non américains qui se sont rendus au Royaume-Uni, au Brésil, en Irlande et dans une grande partie de l’Europe, a déclaré un responsable de la Maison Blanche. Une mesure qui vise à faire face à la reprise de l’épidémie de covid-19.
Joe Biden étendra également cette interdiction aux voyageurs qui se sont récemment rendus en Afrique du Sud en raison des informations selon lesquelles de nouveaux variants du coronavirus plus transmissibles apparaissent aux États-Unis, a ajouté le responsable.
Des projections dramatiques
Cette décision du président démocrate fait partie du plan de lutte de la nouvelle administration contre l’épidémie de Covid-19 qui flambe dans le pays le plus touché au monde, tant en termes d’infections (25,1 millions) que de décès (plus de 419.000). Il avait estimé vendredi que le nombre de morts dus à la maladie aux États-Unis “devrait atteindre beaucoup plus que 600.000”.
Dès les premiers jours après son entrée en fonction mercredi dernier, Joe Biden a durci les règles de port du masque et ordonné la mise en quarantaine des personnes se rendant aux États-Unis par avion.
Au cours de ses derniers jours au pouvoir, Donald Trump avait annoncé que l’interdiction d’entrer aux États-Unis pour les voyageurs en provenance d’une grande partie de l’Europe et du Brésil serait levée, mais l’administration Biden a déclaré qu’elle annulerait immédiatement cet ordre qui devait entrer en vigueur le 26 janvier.
Donald Trump avait annoncé le 31 janvier 2020 une interdiction initiale des voyageurs non américains entrant en provenance de Chine pour arrêter la propagation du coronavirus. L’interdiction a été étendue aux pays européens le 14 mars.
Le Cardinal Tsarahazana devant la plaque commémorative (crédit Lakroa)
Premier service de Transplantation rénale à Madagascar
Samedi 23 Janvier 2021, le président Andry Rajoelina a honoré de sa présence une série d’inaugurations et de pose de première pierre dans l’Archidiocèse de Toamasina (Tamatave).
Il était invité spécialement par le Cardinal Mgr Tsarahazana Désiré et le Nonce Apostolique, Mgr Paolo Rocco Gualtieri pour la cérémonie de bénédiction de la pose de première pierre du Grand Séminaire de l’Archidiocèse à Analamalotra, du Foyer Filles Mères, ainsi que de l’Hôpital Catholique « Le Bon Samaritain » à Betainomby.
L’Etat Malagasy et l’Église catholique entretiennent depuis toujours des relations excellentes, entre « Zanaka et Raiamandreny », le président Andry Rajoelina étant lui-même un fidèle pratiquant de l’EKAR.
Il a tenu à souligner le rôle historique majeur que joue l’Église catholique dans le développement du pays, notamment à travers les domaines de l’éducation, la santé et les œuvres sociales. C’est certainement la raison de l’appui de l’État qui prendra en charge le budget de construction, ainsi que l’équipement de l’hôpital à travers le CCPREAS.
Cet hôpital comportera entre autres, un service de médecine générale, une radiographie numérique, un bloc chirurgical, et d’autres services comme la neurologie, la pneumologie, la cardiologie, ainsi que le premier service de transplantation rénale à Madagascar.
Message du Pape François
De son côté, le Nonce Apostolique a transmis un message de salutations du Pape François à l’endroit du président Andry Rajoelina. Le Souverain Pontife a notamment fait part des bons souvenirs de l’accueil chaleureux du peuple malgache lors de son séjour à Madagascar au mois de septembre 2019. Le chef de l’État a aussi assisté à l’inauguration de la Radio-Télévision Catholique Masôva à Androranga Toamasina qui est la première station de télévision appartenant à l’Église Catholique à Madagascar.
RANDRIANASOLONIAIKO Siteny, président de la Fédération Malagasy de Judo se lance dans la course à la magistrature suprême du judo continental. L’élection est prévue se tenir pendant le Congrès de l’U.A.J. qui aura lieu le 18 mai 2021 à Casablanca, Maroc.
Depuis son jeune âge, RANDRIANASOLONIAIKO Siteny Thierry a évolué dans le monde du judo avec passion. Judoka de l’équipe nationale pendant plusieurs années, il a gravi depuis les divers échelons de la structure du judo malagasy, et a assumé avec maîtrise les responsabilités tant techniques qu’administratives (entraîneur national, président de la Fédération Malagasy de Judo).
Ses qualités de gestionnaire ont fait leurs preuves à diverses reprises et pour ne citer que la dernière en date, à savoir l’organisation du 41è Championnat d’Afrique sénior en Décembre 2020 qui lui a valu les félicitations de plusieurs présidents de fédérations nationales africaines et des membres du Comité Directeur de l’U.A.J.
Il est connu sur le plan continental en étant Chairman de l’Union Africaine de Judo et à l’international comme Directeur de Développement au sein de la Fédération Internationale de Judo.
Nanti de 15 ans d’expérience en management sportif, il est un candidat fort éligible au poste de Président de l’Union Africaine de Judo.
Le bureau permanent du Sénat est constitué. Les élections des deux vice-présidents chargés des provinces du Nord et du Sud, ainsi que le questeur et le rapporteur général de la chambre haute ont eu lieu vendredi. Herilaza Imbiki est élu vice-président des provinces du Nord, et Nicolas Rabemananjara, pour celui des Sud. Ces deux personnalités, bien connues des médias, entoureront alors le président, Herimanana Razafimahefa.
La fonction de questeur de cette institution sera assurée par le sénateur Eddie Serge Fernand alors que le sénateur Raymond Rasolondratsimba se chargera de la fonction de rapporteur général. Concernant, les autres collaborateurs des sénateurs, à savoir leurs assistants et leurs conseillers, la Haute cour constitutionnelle (HCC) déclare que leur nombre doive faire l’objet d’une concertation avec l’exécutif.
Concernant la mise en place des commissions parlementaires au sein de cette institution, le règlement intérieur indique qu’elles sont au nombre de trois à savoir, la commission chargée de la gestion des finances, de l’économie et du développement durable ; la commission chargée de la justice et la commission chargée du social, de la culture et de la communication. Mais rien n’est encore décidé par rapport à la désignation des présidents de ces commissions.
Le Sénat rappelle que la passation de service entre ces nouveaux membres du bureau permanent de cette institution et ceux sortants aura lieu à partir de la semaine prochaine et cela marquera alors la prise de fonction du staff de Herimanana Razafimahefa.