AAM
Raiamandreny ara-drazana: mandroaka ny Frantsay hody, avy eo nanatitra taratasy ho an’ny HCC sy ny Ambassade de France
Nanao fanambarana mazava ireo Raiamandreny. Maneho ny heviny koa amin’ny hendriky ny fitohizan’ny tolona ny Profesora Marcellin Andriantseheno izay kandidà ho Filoham-pirenena teo aloha.
Vondron’ny Kandida : nanatitra « Memorandum » maneho ireo tsy fanarahan-dalàna teny amin’ny Vondrona Eropeana.
Rassemblement des groupes ethniques : l’Antenimieran’ny Foko Malagasy pour rétablir l’histoire
L’Antenimieran’ny Foko Malagasy, ou assemblée des groupes ethniques, a été officiellement constituée, hier à Faravohitra Anosy Avaratra, avec comme missions fondatrices de rétablir l’histoire et panser les mémoires.

Le dialogue national inclusif de la communauté des sages, du 2 au 4 mai au centre de formation Fofikri Ilafy, a abouti à des résolutions communes sur la question de groupes et sous-groupes ethniques à Madagascar et à l’élection des membres de l’Antenimieran’ny Foko Malagasy (AFM).
Noël Rakotondrasoa a été investi président national et Voahanginavalona Gabriella Jonahson, vice-présidente.
«Madagascar ne compte pas seulement 18 ethnies comme il a été rapporté. Rien que dans l’Imerina, nous avons répertorié 24 communautés ethniques. Au total, 97 groupes ethniques ont pris part au Fihaonamben’ny Raiamandrenin’ny Malagasy. Mais ce ne sont que des représentants. Une série de consultations à mener sur l’ensemble du territoire national est en cours pour étoffer la liste officielle», souligne le numéro deux de l’AFM.
«La connaissance de notre véritable histoire peut contribuer à l’épanouissement de la société et au développement du pays. Un pays ignorant sa tradition et sa culture, est un peuple dénué de sagesse et de valeur», renchérit le président de l’Antenimiera.
Présent en qualité d’invité d’honneur, l’Andriambenimerina Hamon Randriamahary insiste sur la valorisation du capital humain pour un réel développement à Madagascar. Selon lui, «L’histoire mérite d’être racontée et non pas rangée dans un livre au fond d’un tiroir».

De son côté, Olivier Razafindranosy, représentant du pays antakarana note que «nous sommes tous témoins de la situation actuelle, propice à un déchirement du pays, pour des raisons politiques. Nous prônons le fihavanana typiquement Malagasy et l’unification de la nation».
Joachin Michaël – newsmada.com
AAM – Ny Niandohana [Antenimieran’ny Andriana Merina]
Ampamoakan’ny Filohan’ny ARFM: « Tsy an’ny Malagasy intsony ny Tany », hoy ny nambara tamin’Atoa Rakotondrasoa Noël
Zaikabe Merina: Prof. Jonah Andrianarivo
Famerenan-kasina ny Malagasy : hatsangana ny Antenimieran’ny raiamandreny ara-poko
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, eny amin’ny Fofikri Ilafy, haharitra efarana ny “Fihaonamben’ny raiamandrenin’ny Malagasy”.
Fivoriambe karakarain’ny fikambanana Laka, tarihin-dRakotondrasoa Noel. Mpiahy izany ny Antenimieran’ny Andrian’Imerina na AAM, miaraka amin’ny Andriambe Randriamahary Hamona. Tanjona ny hananganana ny Antenimieran’ny raiamandreny ara-poko misy eto Madagasikara sy ny fampiraisana ny mpandala na ny mpitahiry ny nentin-drazana.
“Fotoana izao hamerenana ny maha Malagasy am-pahendrena, an-kitsi-po sy am-pitiavana hikatsahana izay hahasoa sy hahatsara azy, hiadanam-pinaritry ny vahoaka amin’izay, sy hiarovana azy amin’ny veriverin’ny vela-pandri-panjanahana maroloko tsy misy fitsaharana”, hoy ny mpitantsoratry ny AAM. Fihaonana sy fikaonandoha, fifampizarana isam-poko. Ireo no mamaritra ity eny Ilafy ity.
Nentanina ho tonga amin’ny fihaonambe ny foko rehetra eto Madagasikara. Anaty fandaharam-potoan’ny dinika ny mombamomba azy ireo, fifanakalozana ny fomba sy kolontsaina eo amin’ireo foko.
Hisy ny fananganana ny Antenimieran’ny foko malagasy misy eto Madagasikara. “Antenaina ihany koa ny hisian’ny fandinihana ny mahakasika ny taom-baovao malagasy ao anatin’izao fihaonamben’ny raiamandrenin’ny Malagasy izao” hoy ny mpitondra tenin’ny AAM.
Manentana ny tomponandraikitry ny foko sy ny zana-poko rehetra mba hiaro sy ho sarotiny amin’ny maha Malagasy, na fomba izany na harena, izy ireo. “Mbola very hasina ny maha-tompon-tanindrazana isika Malagasy, tsy manan-jo amin’ny fananany”, hoy ity mpitondra teny namarana ny resaka ity.
Lin (Mpianatra asa) – newsmada.com
AAM: famindram-pitantanana teo amin’N/A Raymond Ranjeva sy Hamon Randriamahary
Lanonana notanterahana tao amin’ny Foiben-toeran’ny Antenimieran’ny Andriana Merina tao Isoraka. ny Sabotsy faha-22 Oktobra 2022.
AAM – Ny Niandohana [Antenimieran’ny Andriana Merina]
Ampamoakan’ny Filohan’ny ARFM: « Tsy an’ny Malagasy intsony ny Tany », hoy ny nambara tamin’Atoa Rakotondrasoa Noël
Taom-baovao lohataona 2021 Tontosa tany Boeny ny andiany fahaefatra
Hery Rason: asa fanamboarana 2022 eny amin’ny Rova
MPANDRINDRA NY AAM RASON Herijaoson – « TSY TOMPON’ANTOKA AMIN’NY ZAVATRA METY HITRANGA AO AMIN’NY ROVA IZAHAY. »
Ny tenako dia nantsoin’ny Tale jeneralin’ny ministeran’ny kolotsaina sy ny serasera, fanazavana izay zavatra efa tapaky ny fitondrana sy ny ministera no natao taminay.
Sarotra aminay ny hanome izany tsodrano nangatahin’izy ireo izany, amin’ny fomba ahoana no hanomezana tsodrano zavatra tsy fantatrao akory ny votoantony no tsy nisy akory fifampidinihana eny fa na dia fanazavana aza tsy nisy.
Na ny fomba natao teny amin’ny rova aza hoy izy dia tsy nisy olona fantatray akory ireo nanatrika teny, tsara noho izany ny manintsy fa tsy nisy na iray aza tato amin’ny Antenimieran’ny Andriana Merina izay tarihin’i Profesora Ranjeva ny fanatrehana nisy teny.
Ka noho izany disoinay ny filazana fa nanome tsodrano izahay ary ampahafantarinay ihany koa fa tsy tompon’antoka amin’izay zavatra mety hitranga ao anaty rova hatrany am-piandohana ka hatramin’izao ny eto anivon’ny Antenimieran’ny Andriana Merina na ny AAM.
Mada 100.8 FM
Nodimandry Ny Andriambavy Chandoutis Raoera Herinony
Mankahery sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviana.
Mangabe, Ankadivoribe: Volambita 2021 sy seho voalohany ho an’ny Andriamben’Imerina
Natao teny Mangabe teny Atsimondrano ny fankalazana ny « Volambita » (na hoe Lohataona) voalaza fa iraisan’ny Foko rehetra, na dia samy mankalaza izany aza ireo Faritra samihafa. Tamin’io fotoana io koa no niseho voalohany ara-pomba Atoa Jean Michel Rajaonarivony izay Andriamben’Imerina avy ao amin’ny – sy misolo tena ny – Antenimieran’ny Andriana Merina (A.A.M).
Ity farany moa dia mandrafitra, miaraka amin’ireo Foko hafa manerana ny Nosy, ny Antenimieran’ny Oloben’i Madagasikara (A.O.M).
Ny antony nisafidianana an’i Mangabe ho toerana hankalazana ny Lohataona voalohany ho Fiarenan-kasina sy ho toerana hanorenana ny lapa dia:
• toerana manan-tantara izy. Teo amin’ny faritra Ankadivoribe Atsimo tokoa no niandohan’ny Fanjakan’Andriana teto Imerina (Fanongoavana, Ambohitraina, Mangabe, Andraisisa, Beravina, Ampandrana, …).
Izany hoe, ny Andriana rehetra teto Imerina Enin-toko (vavan-tany roambinifolo) dia tao avokoa no nipoirany, na iza izy na iza (na Ambohimanga na Vakinankaratra na Vakiniadiana na Ambohimalaza na Imamo na Fenoarivo na Ambohitrimanjaka na Ambohidratrimo, …).
• Teo Ankadivoribe Atsimo no misy ilay toerana nantsoin’Andrianampoinimerina hoe :
« Ambohimanga Atsimo ».
• izany hoe: « miverina an-doharano » ny Andriana raha nitodika nankeo Ankadivoribe Atsimo.
Tany Boeny kosa no notanterahina ny « Taombaovao Lohataona », na Asarabe 2021
22 Septembre 2017: Tafatsangana ny « Antenimieran’ny Olobe… »«
22 septambra 2017, nisy ny velirano « Izahay solontenan’ny foko 25 eto Madagasikara, izay nanatrika ny Lohataona natao ny Volambita 22 septambra 2017 tao Mangabe, Ankadivoribe Atsimo, manao izao veliranom-pihavanana ho fiarenan-kasina izao… ».
Hoentina manatanteraka io velirano io, nitsangana ny asabotsy 6 janoary teo ny « Antenimieran’ny olobe manerana an’i Madagasikara », raha ny tatitra nataon’Andrianjanaka José, lehiben’ny fitantanam-pahefana eo anivon’ny AAM. Raha ny nambaran’io tatitra io ihany : «… Izay mamadika ity velirano ity, tompon’andraikitra eo anatrehan’ny vahoaka sy ilay Mpahary ».
Anisan’ny voalaza ao anatin’ilay velirano ny fanamafisana ny fihavanana sy ny firaisankinan’ireo raiamandreny (ampanjaka, sojabe, longo, olobe tompon’ny anaran-dray, tangalamena, lonaka…). Famerenana ny hasin’ny olona, ny hasin’ny tany sy ny zavaboahary. Miray hina amin’ny fiarovana ny harena ambony sy ambanin’ny tany aty an-dranomasina ho tombontsoan’ny Malagasy tsy ankanavaka. Manalavitra ny disadisa samihafa anisan’izany ny entin’ny mpanao politika sy ireo ankolafim-pivavahana.
Nanangona : HaRy Razafindrakoto sy Fanou – newsmada.com
AAM – Ny Niandohana [Antenimieran’ny Andriana Merina]
Réconciliation à l’histoire – Les Andriana Merina recadrent leur rôle
Samedi se sont réunis à l’Akany Rasalama Ambohipotsy les descendants royaux regroupés au sein de l’Antenimieran’ny Andriana Merina. La rencontre a vu la présence des notables, des Tangalamena, des princes et des princesses, des députés, d’anciens ministres, des chefs d’entreprises issus de la royauté Merina et des représentants des associations royales de différentes régions.

Ce fut une occasion pour les membres de cette association traditionnelle de recadrer le rôle des Andriana dans la société pour éviter l’illusion de certaines personnes sur une telle interprétation, notamment sur la notion ou la fonction entre autres.
L’Andriambenimerina, le Professeur Raymond Ranjeva, à l’occasion de cette rencontre à Ambohipotsy a tenu à expliquer la mission de l’association. « L’objectif de l’AAM n’est pas de restaurer la structure royale mais de redéfinir la sacralité qui est l’équivalent du terme Hasimpiandrianam-pirenena Malagasy fondée sur les liens sacrés ayant rattaché les ascendants selon le principe du Fihavanana», at-il indiqué. Madagascar possédait des vrais repères basés sur ses histoires pour réorienter la sagesse de son peuple. En ne citant que la politique de Radama I de rassembler les royaumes à l’époque. Pour ces Andriana et notables qui ambitionnent actuellement de conserver les héritages des ascendants, « il est temps de rehausser le Hasim-piandrianam-pirenena pour servir de pilier pour les Malgaches et la génération future ».
En marge de la réunion des membres de l’AAM à l’Akany Rasalama, samedi, les intervenants ont procédé aux travaux de commission pour étudier les principaux sujets axés sur les difficultés vécues par les Andriana actuellement, les suggestions proposées pour surmonter ces blocages ainsi que les plans d’action avancés pour redorer les valeurs de ceux qui assument leur responsabilité dans cette lignée.
(source: l’Express de Madagascar)
Zaikabe Merina: Prof. Jonah Andrainarivo
Vie associative : Jean Michel Rajaonarivony investi à l’Andriamben’Imerina

Un jour à marquer d’une pierre blanche, lors de l’investiture de l’Andriamben’Imerina selon le statut signé en 2017 de l’Antenimieran’ny Andriana an’Imerina (AAM) hier dans l’après-midi à l’auditorium Manarintsoa d’Ambohijanaka. Le temps est à l’urgence pour ces dignitaires de la noblesse du groupe humain Merina. « La culture étrangère reste encore un guide au sein de la société malgache, qui n’est pas adaptée à son identité. Un simple exemple, la décentralisation n’est pas encore bien effective, parce que personne ne se fait confiance, personne ne s‘entraide », avance Jean Michel Rajaonarivony, l’Andriamben’Imerina.
L’objectif principal est d’unir, pour vraiment rendre sa dignité au peuple malgache. « Nous constatons que le chacun pour soi a atteint les dignitaires de la noblesse malgache. Le but est maintenant d’unir, il est temps d’organiser notre société. Pas pour donner des leçons, ni pour se prendre de haut, il est temps maintenant de partir depuis la base pour le bien-être du peuple », ajoute Jean Michel Rajaonarivony. La cérémonie d’hier a été donc de le placer pour un mandat exécutif de l’Andriamben’Imerina. Il faut rappeler que cette chambre de l’Antenimieran’ny Andriana an’Imerina, est en étroite relation avec l’Antenimieran’ny Olobe an’i Madagasikara (AOM), rassemblant tous les dignitaires royaux de la Grande Île.
(source:Maminirina Rado – Midi M/kara

