AVI
Tsy manana « titre » intsony Norbert Lala Ratsirahonana: « Député Zavamanitra Andriamiharivolamena (Fandriana) no Filoha vaovaon’ny Antoko AVI »
Fanapahan’ny Kongresin’ny AVI tamin’ny 26 Septembre 2025 io, koa tsy nofidiana intsony ireo « Direction collégiale »: Rabenirainy Jean Jacques (vao nodimandry), sy ny akanga sisa nanamborana Rtoa Ndahimananjara Juanita ary Sylvain Rabetsaroana.
FB: Hevi-baventin’i Zavamanitra Andriamiharivolamena.Solombavambahoakan’i Fandriana
Om-Gui : Mpanoratra, mpihira, mpanabe

Raha vao maheno izany anarana hoe : Om-Gui izany dia ny tarika Ny Ainga no tonga voalohany ao an-tsaina. Talohan’ny naha-mpihira azy anefa dia mpanoratra i Om-Gui ary mpikambana tao amin’ny Faribolana Sandratra, fony fahavelony.
Rabesaiky Guillaume Marie no anarany feno. Nalaina avy amin’ny famadihana ilay fanampin’anarany « Guillaume » ilay solon’anarany ahafantaran’ny maro azy, dia ny hoe : Om-Gui. Ny 10 Janoary 1963 izy no teraka, tany Ambohimahasoa. Ny 5 Jona 2016 kosa izy no lasa tany amin’ny varo-tsy mifody, rehefa tratran’ny lozam-pifamoivoizana tao Tombotsoa Vakinankaratra, raha izy handeha hanatanteraka fampisehoana tany Antsirabe iny.
Mpanabe, mpanao pôlitika
Ankoatra ny fiofanana ho frera nataony, dia nianatra momba ny toekarena teny amin’ny oniversiten’Antananarivo ihany koa i Om-Gui. Etsy an-daniny, manana ny mari-pahaizana « doctorat » momba ny teôlôjia izy, taorian’ny fianarana nataony tany Côte d’Ivoire.
Isan’ny nandray anjara tamin’ny fiainam-pirenena ihany koa izy ary mpikambana tao anatin’ny antoko Pôlitika AVI. Efa Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tany amin’ny distrikan’Ambohimahasoa ny tenany. Tamin’ny fotoana nahafatesany dia talen’ny kabinetran’ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena izy. Io asa fanabeazana ny ankizy sy ny tanora io tokoa no isan’ny nanamarika ny androm-piainany, ankoatra ny zava-kanto.
Talenta nolovaina
Nolovaina tamin’ny rainy ny talenta, ho an-dry Om-Gui mianadahy avy. Mpanao teatra, mpanoratra sady mpihira mantsy ny dadany, ka voataiza tao anatin’ny zavakanto izy 10 mianadahy. Nandrisika azy ireo hanoratra sy hihira io rainy io. Hita taratra tamin’ny lalana nodiavin’i Om-Gui sy ireo Lire la suite »
Norbert Lala Ratsirahonana : Les présidentielles réservées aux candidats « riches »

Chaque état-major politique a déjà les élections à venir dans leur viseur. Des candidats disposent déjà d’un vrai trésor de guerre pour briguer la magistrature suprême.
Seuls les candidats dotés de moyens financiers importants ont la chance de gagner les élections. Le président fondateur du parti Asa Vita no Ifampitsarana (AVI) a du moins indiqué, durant l’assise régionale du parti, qui s’est déroulée à Toleara hier, que « si vous ne disposez pas des moyens financiers nécessaires, d’une radio ou bien d’une chaîne de télévision ; si vous n’avez pas de journal ni des moyens pour louer un avion ou des hélicoptères, ce n’est pas la peine de se présenter aux élections car vous ne faites qu’embrouiller la population ». Fort de ses années d’expérience, le patron du parti AVI parle en connaissance de cause. En effet, il a indiqué que « les élections ne seront pas faciles ».
Préparation
Vu toutes les effervescences de ces dernières semaines, les débats sur les moyens mobilisés par les deux potentiels candidats qui ont monopolisé les actualités, au moins durant ce week-end, la présidentielle à venir battra certainement le record des dépenses électorales à Madagascar. Tout est néanmoins dans la préparation a précisé l’ancien chef d’Etat. « Donnez-moi un candidat qui a les moyens et vous verrez la suite », a-t-il fait savoir en prenant l’exemple de Marc Ravalomanana en 2002. « Il avait bien préparé sa candidature. Des millions d’affiches et de tee-shirts, un avion léger, trois hélicoptères, Marc Ravalomanana a mobilisé les moyens nécessaires et je l’ai soutenu », a-t-il expliqué avant de souligner que « pour cette fois l’AVI n’a pas encore son candidat parce qu’aucune candidature n’est encore officielle ».
Libre
Le cas Jean Jacques Rabenirina ne dérange en aucun cas la vie du parti. En effet, le président fondateur du parti a assuré que tous les membres du parti sont libres de soutenir le candidat qu’ils veulent. Faut-il rappeler que le député Jean Jacques Rabenirina a choisi de rejoindre le camp de Siteny Randrianasoloniaiko. Il a notamment souligné qu’ « il fait partie des députés qui ont été mené en bateau par le président Andry Rajoelina, comme la population ». Quoiqu’il en soit, les observateurs font remarquer que Norbert Lala Ratsirahonana excelle dans l’art de faire du grand écart politique. En fait, il n’hésite pas à placer ses pions auprès des grandes écuries politiques. Chacun des membres de la direction collégiale du parti a déjà choisi son poulain. Si la proximité entre Johanita Ndahimananjara et l’ancien président Hery Rajaonarimampianina n’est pas un secret pour les observateurs, Sylvain Rabetsaroana reste fidèle à Andry Rajoelina.
(source: Midi M/kara)
Norbert Lala Ratsirahonana: tsy hanaiky hotendrena na hofidina intsony mihitsy
Nifampiarahaba tratry ny taona ny Mpikatroka AVI. Taorian’ny efa nametrahany fialana tsy ho Filoha mpitarika ny Antoko AVI intsony, dia mbola nanamafy indray Atoa N.L. Ratsirahonana fa tsy hilatsaka hofidina na hanaiky hotendrena intsony mihitsy izy, fa « hijanona handray olona any an-tranony sisa. »
IRD – Kaleta réplique à Ratsirahonana
S’adressant hier à ses camarades de la coalition IRD, le président du parti Liaraiky, Jean André Soja dit Kaleta, brandit la menace de déchéance contre ceux qui enfreignent le règlement intérieur.

Cessez le chantage”. Ce sont les mots de Jean André Soja, dit Kaleta, conseiller spécial du président de la République, chargé des affaires politiques. Des mots à l’endroit de ses camarades au sein de la coalition “Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina” (IRD). À entendre ses propos, la sortie médiatique du chef de file du parti Liaraiky est une réaction aux propos tenus par Norbert Lala Ratsirahonanana, président du parti “Asa vita no ifampitsarana” (AVI), samedi. Les deux formations politiques, à l’instar de six autres, font partie de la coalition IRD. “J’émets un rappel à l’ordre à tous (…) Ceux qui veulent quitter les rangs peuvent le faire. Cessez le chantage”, s’exclame Kaleta.
Sur sa lancée, le conseiller spécial du chef de l’Etat sort de son escarcelle le règlement intérieur de l’IRD et met l’accent sur l’article disposant que tout membre titulaire de mandat public, ou électif, qui dévie de la ligne du parti, encourt “la déchéance”.
Rappel à l’ordre élargi
Norbert Lala Ratsirahonana: « tsy manohitra ny hanaovana Fikaonandoham-pirenena ny AVI, fa mila famaritana mazava tsara »
Iray taona mahery herinandro vitsy mialohan’ny tsy maintsy hialan’ny Filoha Rajoelina eo amin’ny fitondrana, raha toa ka mikasa ny mbola hilatsaka hofidiana izy – araka ny efa voatomban’ny maro – dia nanao fanambarana Atoa Norbert Lala Ratsirahonana nanoritany ireo teboka « tokony » maro ho an’ny Antoko AVI, manoloana ny toe-draharaha amin’izao fotoana.
Inoana fa tsy kisendrasendra izao fanambarana izao fa manoro ny lalana tokony hizorana raha ao ny finiavana; indrindra avy amin’ny fitondrana, hamaritana miaraka amin’ny hery velona ireo hevi-dehibe. fototra hiankinan’ny ho avim’ny Firenena malagasy
Fanilikilihana sy antsojay: Nampitandrina ny Fitondrana i Hajo. A.
Miova ny tsio-drivotra politika ao anatin’ny Fitondrana. Nitondra fampitandremana miezinezina izay miantefa amin’ny Fitondrana ny antoko MMM (Malagasy Miara-Miainga) tarihin’Atoa Hajo Andrianainarivelo.

Minisitry ny Fanajariana ny tany, ny faran’ny herinandro teo. “Tsy midika ho fanekena ny zavatra rehetra misy eto amin’ny firenena ny fahanginan’ny Antoko, ary tsy hoe tsy miteny akory ny MMM, tsy hoe mangina ny MMM, fa amin’ny fiainana dia misy hiakiakan’ny fahanginana ihany koa. Tsy hoe rehefa mangina akory dia tsy marary fa raha misy tsy mety eo, misy marary dia aleo aloha mangina satria raha misokatra io vavantsika io indray andro any, mety hanahirana ilay izy…”, hoy i Hajo Andriainarivelo, izay naneho fa miasa aloha hanaporofoana fa ny fahanginana dia ao anatin’ny asa ihany koa”.
Naneho fa Antoko manana ny maha izy azy ny MMM, nametraka ny rafitra rehetra manerana ny Nosy, nandray anjara tamin’ny fifidianana rehetra nisy teto amin’ny Nosy, ary manana olona, ka nampitandrina fa aoka tsy hifanindritsindry.
Maherin’ny 300 ny ben’ny tanàna, 2500 ny mpanolontsaina, manana olona ao amin’ny Antenimieram-pirenena sy Antenimierandoholona. Maro amin’ireo depiote lany tamin’ny anaran’ny IRD no MMM, ary nifaninana mivantana tamin’ny Vondron’Antokon’ny Fitondrana ihany koa ny MMM tamin’ny fifidianana loholona farany teo, raha tsiahivina.
« AZA MIFAMPITSAPATSAPA… »
Nampitandrina manoloana ny antsojay, tsindrihazolena, fanilikilihana ireo olom-boafidy lany tamin’ny anarany noho io Antoko io. “Isika olona mandala ny fihavanana, fa kosa na zanaka aza rehefa manaiki-nono ahifika, ka aoka tsy hifampitsapatsapa mihitsy amin’ny Malagasy Miara-Miainga amin’ny fanaovana politika…”, hoy I Hajo Andrianainarivelo hentitra dia hentitra.
Nanao antso avo amin’ny ambaratongam-pahefana rehetra mba tsy hanao antsojay an’ireo olom-boafidiny. “Miangavy anareo izahay mba tsy hikitikitika na hanao halako bika tsy tiako tarehy fa ny Fanjakana iombonana amin’ireo olom-boafidy Malagasy Miara-Miainga manerana an’i Madagasikara. Hatao ankilabao ve izany olona rehetra izany, ka asakasakareo, fa izahay dia manasa tànana raha toa ka ny Malagasy Miara-Miainga no hanaovana toetra tsy zaka manomboka izao. Manasa tànana izahay satria vahoaka no niaraka taminay fa tsy hoe: « tsy vahoaka no nifidy an’ireo satria misy mieritreritra fa izy irery ihany no lanim-bahoaka fa samy lanim-bahoaka. Tsy ekena, tsy ekena, tsy ekena, ny fieritreretana fa mahavita tena irery amin’ny fampandrosoana an’ity Madagasikara ity”, hoy i Hajo Andrianainarivelo nampiandrina.
Nilaza ho efa nahavita fikaonan-doham-paritra sy nametraka rafitra tamin’ny faritra 20, ary mitohy ny fametrahana rafitra. Tsy vao sambany no nisy ny fampitandremana tahaka izao nataon’ireo Antoko nanohana sy nampandany an-dRajoelina, eo anatrehaan’ny antsojay atao amin’ireo olom-boafidiny, fa efa nanao tahaka izao ihany koa ny AVI (Asa Vita no Ifampitsarana) tarihin’i Norbert Lala Ratsirahonana, izay naneho aza fa tsy mba misy olony ao anatin’ny Fitondrana. Toe-javatra maneho izao, fa mihena ny herin’ny Vondron’antoko miara-dia amin’ny Fitondrana.
Elections 2023 – Les états-majors politiques s’agitent
L’arène politique connaît une légère effervescence depuis quelques semaines. Quelques écuries politiques commencent à se préparer en vue de la présidentielle.

Le début des échauffements. Au sein de l’arène politique, tous ont déjà en tête la prochaine joute électorale, particulièrement, l’élection présidentielle de 2023. À un peu plus de deux ans avant le jour J, des écuries et personnalités politiques investissent le terrain pour prendre un temps d’avance sur la concurrence.
Une des formations politiques les plus actives dans les rangs de l’opposition, le parti «Tiako i Madagasikara» (TIM), a démarré une campagne de redynamisation de sa base, depuis quelque temps. Jusqu’ici, tout indique que Marc Ravalomanana, ancien Chef d’État, et président national du parti, sera à nouveau le porte-étendard du TIM à la prochaine élection présidentielle.
Afin d’augmenter les chances de son favori pour reconquérir le pouvoir, le TIM mobilise donc ses troupes. Une opération de redynamisation que le parti d’opposition démarre dans les districts d’Antananarivo et ses environs. Le TIM mise aussi sur la plateforme d’opposition RMDM pour élargir son envergure politique. Maintenant que l’état d’urgence sanitaire est levé, le RMDM projette de reprendre ses tournées dans les régions.
Sauf changement, le RMDM tiendra un meeting à Antsirabe, samedi. Un ancien parti au pouvoir et maintenant dans l’opposition, le «Hery vaovao ho ani’i Madagasikara» (HVM), tente également de bousculer l’arène politique, depuis quelques semaines, afin d’y faire revenir un de ses cadors. Outre les réactions et opinions sur la gestion des affaires étatiques par les tenants du pouvoir, les Bleus ont, également, repris les tournées politiques il y a peu.
Au début du mois d’août, le HVM a effectué une tournée politique dans les régions Atsinanana et Analanjirofo. Tout comme le TIM, les Bleus, eux aussi, ratissent large en misant sur une plateforme politique, le Groupe Panorama.
Déterminant
Dernièrement, c’est le parti «Asa vita no ifampitsarana» (AVI), qui a repris du service. Cette formation présidée par Norbert Lala Ratsirahonana, ancien Chef d’Etat, réputé proche de Andry Rajoelina, président de la République, a organisé des réunions politiques à Antsirabe et Morondava, dimanche et lundi. Là aussi, il a été question de redynamiser les troupes, «de raviver la flamme», en vue des élections de 2023.
Le parti de l’ancien Chef d’État Ratsirahonana baptise son réveil, «Ainga Vao Ifotony». Un terme qui sonne comme une nouvelle définition du sigle AVI. Le parti AVI fait est membre de la coalition présidentielle. Comme l’a souligné le député Jean Jacques Rabenirina, vice-président de l’Assemblée nationale, et membre du bureau politique de l’AVI, face à la presse, à Morondava, sa formation politique n’a pas eu de représentant au sein de l’Exécutif.
À Antsirabe, Norbert Lala Ratsirahonana a déclaré, «nous estimons que l’année 2023 approche à grand pas. Plusieurs échéances électorales sont prévues. (…) Il est encore difficile de dire si nous allons présenter notre propre candidat ou, à nouveau soutenir celui d’une formation politique. Nous commençons juste à réunir notre base. C’est à elle d’en décider».
À Morondava, Jean Jacques Rabenirina a soutenu, «le parti estime qu’il y a des choses acceptables et que l’on ne peut pas accepter dans la gestion des affaires nationales. Ces observations se basent sur les idéaux de l’AVI comme le respect de la démocratie et des droits de l’homme, la décentralisation effective, le développement équilibré de toutes les régions et l’État de droit. Le parti pose la question, ce qui se passe, actuellement, correspond-il à ses principes?».
Le partage des sièges au sein du pouvoir pourrait être un paramètre décisif sur les choix politiques de l’AVI, notamment, pour la présidentielle de 2023. Plus largement, ce point pourrait être déterminant pour la cohésion de la coalition présidentielle en vue de la prochaine course pour le palais d’État d’Iavoloha. Pour en revenir au parti AVI, quelques-unes de ses figures, ne lâchent plus d’une semelle le député Siteny Randrianasoloniaiko.
Le retour au pays en fanfare du député de Toliara, après son élection comme président de l’Union africaine de Judo (UAJ), et surtout son accueil triomphal dans «sa ville», en juillet, a marqué les esprits. Depuis, les bruits affirmant son intention de s’aligner à la ligne de départ de la présidentielle de 2023 se font insistants. Depuis, Siteny Randrianasoloniaiko, s’est entouré de plusieurs personnalités politiques et académiques de différentes régions et horizons.
Surfant sur des événements sportifs et culturels, le président de l’UAJ et ses alliés enchaînent les tournées. Jusqu’ici, cependant, Siteny Randrianasoloniaiko et ses proches taisent ses éventuelles ambitions politiques. Du côté du camp présidentiel, par ailleurs, tous sont en ordre de bataille pour porter le président Andry Rajoelina vers un second mandat.
Après plus d’un an à combattre la Covid-19 et à éviter que le pays ne s’embourbe dans la crise sanitaire, le Chef de l’État et ses collaborateurs s’activent pour accélérer la concrétisation de ses Velirano. Le camp présidentiel en est conscient. Le moment venu, le président de la République sera jugé sur la base de la réalisation de ses engagements qui devront mener à l’émergence du pays et les résultats de ses efforts pour améliorer le bien-être des ménages.
(source: l’Express de M/car)
Norbert Lala Ratsirahonana: Hanohana an’i Andry Rajoelina ny AVI
Norbert Lala Ratsirahonana, considéré comme l’un des dinosaures politiques malgaches, n’est pas seulement sorti de son silence, il est surtout sorti de l’ombre avec le parti Asa vita no ifampitsarana (AVI) son propre parti politique. Samedi dernier, cet ancien président de la Haute Cour Constitutionnelle (HCC) et non moins ancien ambassadeur itinérant du président Ravalomanana, a annoncé son soutien inconditionnel à l’ex- président de la transition, Andry Rajoelina, à la présidentielle du 7 novembre 2018.