Andriantsilavonandriana
Andry Rajoelina en Direct 16 Juillet 2023
Ela no niandrasan’ny Vahoaka malagasy izao fotoana iarahana mahita amin’izao fandaharana miaraka amin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina arahina eto izao.
Oronantsary « Nampoina »: manazava ireo mpiandraikitra
Tontosa ny fampisehoana voalohany ny oronantsary « Nampoina ». Manazava ny antsimpiriany Andriamatoa isany Henri Randrianierenana (mpanatontosa – réalisateur)) sy Raymond Ranjeva (mpanoratra ny tantara an-tsary – script).
Mazava eto ny votoatiny (Firaisam-pirenena) fa tsy natao ho an’ny Malagasy ihany akory izy ity, fa ho an’ireo mpijery iraisam-pirenena ihany koa.
FCBM – Fan Club du Basketball Malagasy: Coulisses de la Coupe du monde U19, Debrecen, Hongrie
Fahatsiarovana ho an’ny Ankoay sy ny FMBB, sady fankasitrahana ny Mpikifa rehetra maneran-tany …

… Hijery ny Tohiny
Monja Roindefo: Akon’ny 14 Juillet 2023
Diplomasia: « invité personnel » ‘ny Filoha frantsay Emmanuel Macron no nanasana an’Atoa Monja Roindefo tamin’ity fankalazana indray mitoraka teo amin’ny Champs-Elysées ity; araky ny ambarany eto. Tsara tsiahivina fa, ankoatran’ny maha-Filohan’ny Antoko Monima azy, dia Praiminisitra voalohany tamin’ny Tetezamita i Monja Roindefo.
Famakafakana ara-tantara: Denis Alexandre Lahiniriko (Mpahay Tantara) sy Monja Fokonontsoa (Mpampianatra-mpikaroka) zanaka vavin’Itompokolahy Monja Jaona
Mihava Tour: nanao loa-bary an-dasy tao amn’ny ISTS Andoharanofotsy
Niantefa tamin’ny vahoakan’Antananarivo ny hetsik’i Siteny Andrianasoloniaiko sy ireo mapanara-dia azy.
Jean Jacques Rabenirina mpandrindra nasionalin’ny Pro Siteny: « mbola hitohy ny fitetezam-paritra aorian’ny Symposium ».
Vinan’Andrianampoinimerina [1745 – 1810]: « Fanjakana sy Firenena tokana i Madagasikara »
Nofehezin’Andrianampoinimerina tamin’ilay rijanteny malaza hoe « Ny riaka no valampariako ». Nankatoavin’ny Firenena anglisy izany, ary narahan’ireo Firenen-dehibe hafa (Angletera, Frantsa, Alemaina, Etazonia, …), tamin’ny nanekeny an-dRadama I zanak’i Nampoina ho « Mpanjakan’i Madagasikara » tamin’ny taona 1817.
Ho fanabeazana ny olom-pirenena no nanatontosana ny oronan-tsary « Nampoina », hoy ny Profesora Raymond Ranjeva izay Filoham-boninahitry ny Akademia malagasy. no sady Président de l’Académie africaine des Sciences religieuses, sociales et politiques (Dakar)
Lancement du film « Nampoina » : la classe politique réunie autour d’Andrianampoinimerina
Ampianaro [Poopy sy Naivo]
Modi invité d’honneur du 14-Juillet : le Premier ministre indien, un partenaire particulier ?
Narendra Modi est l’invité d’honneur du défilé militaire du 14-Juillet, à Paris. Une nouvelle consécration pour le leader nationaliste hindou après celle de Washington où il a été reçu, fin juin, dans le cadre d’une visite d’État.
C’est aussi l’occasion pour le chef de l’État français de consolider une relation stratégique avec un acteur international majeur. Quelle position la France doit-elle adopter face à un partenaire clé mais qui est accusé de dérive autoritaire dans son pays ?
France/Inde : l’Inde, « tremplin des pays du sud » ?
France/Inde : l’Inde, est-elle vraiment le « tremplin des pays du sud », comme l’affirme le Premier ministre Narendra Modi reçu par Emmanuel Macron pendant deux jours ?
La philosophie de Narendra Modi: le « moteur » d’un pays, c’est le « nationalisme »
As PM Modi Heads to Paris, a Look Back at India-France Relations
Prime Minister Modi will be heading to France as chief guest for the Bastille day celebrations next week. India now counts France among its most-trusted partners in the world. But how did this colonising power emerge as a close friend of India?
Palki Sharma traces the history of India-France relations on Flashback
India, France Share Strategic Outlook
NEW DELHI: Dr. Mohan Kumar is perhaps uniquely placed to speak on India and France: he was ambassador there from 2015 to 2017, and had an earlier stint at the mission in Paris as well. In his view, this visit by Prime Minister Modi has considerable strategic implications, not least because it comes on the heels of Modi’s successful visit to Washington.
Speaking on The Gist, Dr. Kumar pointed to shared ideas and diplomatic approaches including « strategic autonomy » that permeates both capitals. France has never joined hands with other countries in condemning India, whether during the nuclear tests in 1998 or more recently when Delhi did not join the world in slamming Russia for invading Ukraine. Clearly, in Dr. Kumar’s view, long before the US came to see India as a potentially major power, France had figured that out. Tune in for more in this conversation with Ambassador Mohan Kumar.
Film: « Nampoina, ny riaka no valampariako »
Haseho voalohany ao amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka ny faha-15 Jolay 2023 ny oronantsary ‘Nampoina: ny riaka no valampariako »