Kardinaly Désiré Tsarahazana
« Ny ratsy no manjaka eto, mahatonga izao fahantrana izao! » hoy ny Kardinaly Désiré Tsarahazana
« Aza manaiky resin’ny Ratsy », hoy ihany ity Mpiandry ondrin’i Kristy ity. Fantatry ny olona va re ny tokony hatao amin’izany sa tsia? Tandremo fa « ny mpaminany tsy masina an-taniny! »