« Ny ratsy no manjaka eto, mahatonga izao fahantrana izao! » hoy ny Kardinaly Désiré Tsarahazana

Publié le Mis à jour le

« Aza manaiky resin’ny Ratsy », hoy ihany ity Mpiandry ondrin’i Kristy ity. Fantatry ny olona va re ny tokony hatao amin’izany sa tsia?  Tandremo fa « ny mpaminany tsy masina an-taniny! »

Laisser un commentaire