Mois: avril 2026
MIAMI ao Toamasina : Hiova ho « TaMatavy 501 » ny anarana hiantsoana azy

Nankatoavin’ny filàn-kevitry ny minisitra, omaly 31 marsta 2026, ny fanovana ny anaran’ny MIAMI any Toamasina ho TaMatavy 501. Mifandraika kokoa amin’ny tantaran’ity renivohitra Betsimisaraka ity izany fiantsoana vaovao izany, araka ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny ministeran’ny Fizahantany sy ny Asa Tanana.
Veliranon’ny fitondrana teo aloha
Iray amin’ireo fanapahan-kevitra noraisina nandritra ny filàn-kevitry ny minisitra faharoan’ny governemanta Rajaonarison, izay notontosaina omaly teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha, ny fanovana ny anaran’ny toeram-pitsangatsanganana sy fialam-boly antsoina hoe : MIAMI ao Toamasina. Isan’ny tetikasa lehibe najoron’ny fitondrana Rajoelina izy ity, raha tsiahivina, ary iray amin’ireo « Velirano » novoiziny nandritra ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny taona 2018.
Nanapa-kevitra kosa izao fitondrana Fanavaozana izao, fa mendrika kokoa hiantsoana ity fotodrafitrasa miorina eo amoron-dranomasin’i Toamasina ity ny anarana hoe : TaMatavy 501. Araka ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny ministeran’ny Fizahantany sy ny Asa Tanana, dia teny roa natambatra no nahazoana io anarana io. Ny « Ta » dia nosintonina avy amin’ny hoe : « Tanàna » ary ny « Matavy » dia anaran’ny mpanjakavavy Sakalava, zanaka vavin-dRamahazoky, izay lasa vadin-dRatsimilaho, mpanjakan’ny Betsimisaraka. Anarana ahafantarana an’i Toamasina rahateo sady mbola be mpampiasa ny hoe : « Tamatave ». Ny 501 kosa dia « code postal » an’i Toamasina renivohitra, izay mifandraika amin’ny Distrikan’i Toamasina I.
Fiverenana amin’ny fototra
« Tsy fanovana anarana fotsiny, fa fiverenana amin’ny fototra » ity fanapahan-kevitra ity, araka ny nambaran’ny avy eo anivon’ny ministeran’ny Fizahantany sy ny Asa Tanana. Rehefa napetrak’i Ratsimilaho tao Toamasina mantsy i Matavy, dia Lire la suite »
Marc Ravalomanana : « Une feuille de route décidée unilatéralement »

De retour d’un déplacement à Mahajanga, le président national du Tiako i Madagascar (TIM) a réuni ses troupes hier à Bel’Air. Entre soutien conditionné et vigilance accrue, l’ancien chef d’État a soulevé l’absence de dialogue dans la conduite de la Transition actuelle.
Alors que son récent discours à Mahajanga a alimenté toutes les interprétations dans les salons politiques de la capitale, Marc Ravalomanana a choisi la voie de la clarification. Hier, dans son quartier général de Bel’Air Ampandrana, l’ambiance était aux grandes explications. Devant une assistance attentive et des élus Tiako i Madagasikara venus en nombre, le président national du parti a tenu à mettre les points sur les « i » concernant la trajectoire actuelle du pays et sa position vis-à-vis du régime de Refondation.
Chronogramme. Face à ce qu’il qualifie de démarche solitaire, le parti TIM entend jouer pleinement son rôle de sentinelle. Si la formation exprime de sérieuses inquiétudes quant à la mise en œuvre des points définis dans ledit chronogramme de la Refondation, elle ne se place pas pour autant dans une posture d’obstruction systématique. Marc Ravalomanana a tenu à dissiper les malentendus. « Nous ne sommes pas en conflit contre la présidence de la transition (la Refondation), mais nous suggérons ce que notre administration devrait faire », a-t-il précisé.
Course aux fauteuils. Pour l’ancien président, l’action du TIM n’est pas une opposition de principe à la Refondation, mais une volonté de répondre aux aspirations profondes d’un peuple malgache qui s’interroge sur la gestion de l’État. Balayant les rumeurs d’une course aux fauteuils, il a rappelé avec fermeté que son parti n’a occupé aucun poste de pouvoir depuis 16 ans, sans que cela ne constitue un problème. « Le problème ne se situe pas au niveau des sièges », a-t-il précisé. Lire la suite »
- ← Précédent
- 1
- …
- 16
- 17